"Ny Teny tena Tian'i Tompo Allah indrindra dia misy Efatra : Voninahitra anie ho an'i Tompo Allah (Sobohànalloahy),fiderana anie hoan'i Tompo Allah (Alhamdo lillàhy), tsy misy Andriamanitra afa-tsy i Tompo Allah (Là ilàha illalloàhou), ary lehibe indrindra i Tompo Allah (Allah Akbar), tsy maninona na inona na inona amin’ireo no atombokao voalohany. "
Arakan’ny petra-bolana Notaterin’ny Samorat ibn Jondob (R.A) Nilaza ka nanao hoe : Nilaza ilay Irakan’i Tompo Allah (S.A.W) Niteny ka nanao hoe :
"Ny Teny tena Tian'i Tompo Allah indrindra dia misy Efatra : Voninahitra anie ho an'i Tompo Allah (Sobohànalloahy),fiderana anie hoan'i Tompo Allah (Alhamdo lillàhy), tsy misy Andriamanitra afa-tsy i Tompo Allah (Là ilàha illalloàhou), ary lehibe indrindra i Tompo Allah (Allah Akbar), tsy maninona na inona na inona amin’ireo no atombokao voalohany. "
«أَحَبُّ الْكَلَامِ إِلَى اللهِ أَرْبَعٌ: سُبْحَانَ اللهِ، وَالْحَمْدُ لِلهِ، وَلَا إِلَهَ إِلَّا اللهُ، وَاللهُ أَكْبَرُ، لَا يَضُرُّكَ بِأَيِّهِنَّ بَدَأْتَ».
Manazava i Mpaminany (S.A.W) fa ny Teny tian'i Tompo Allah indrindra dia misy Efatra : Voninahitra anie ho an'i Tompo Allah (Sobohànalloaho): Midika izany fa hoe : Fampiatahama sy Fampisitahana tanteraka an'i Tompo Allah amin’izay rehetra mirakitra ny tsy fahampiana rehetra. fiderana anie ho an'i Tompo Allah (Alhamdou Lillàhy) : izany dia Fidokana an'i Tompo Allah amin’ny fahafenoany sy ny fitiavana Azy ary filazana halebeazany tsy misy Andriamanitra afa-tsy i Tompo Allah (Là ilàha illalloàho): izany hoe : tsy misy mendrika tompoina ampahamarinana afa tsy i Tompo Allah. Lehibe indrindra i Tompo Allah (Allah Akbar): midika izany fa hoe : Avo sy Lehibe ary mafy indrindra noho ny rehetra Marina tokoa ny fahasoavana Aminy na koa fazahoana fahasoavana avy Aminy tsy mitaky ny fandaharana izany amin’ny fanononana.
Famoran’ny lalàna, Satria tsy maninona na iza amin'ireo Teny ireo no hanomboana
Sahìh Moslim (3/ 1685) (2137).
(4/ 2093) (2731).
(4/ 2072) (2695).
Ny Fanampiny (8)
توضيح الأحكام من بلوغ المرام.
للبسام (7/ 540).
منحة العلام في شرح بلوغ المرام.
لعبد الله الفوزان (10/ 411).
فتح ذي الجلال والإكرام.
لابن عثيمين (6/ 477).
سبل السلام بشرح بلوغ المرام.
للصنعاني (2/ 706).
Cited in books
10 BooksNy Fanampiny (10)
- التحقيق والإيضاح لكثير من مسائل الحج والعمرة والزيارة على ضوء الكتاب والسنةالتحقيق والإيضاح لكثير من مسائل الحج والعمرة والزيارة - النسخة المعتمدة«أَحَبُّ الكَلَامِ إِلَى اللَّهِ أَرْبَعٌ: سُبْحَانَ اللَّهِ، وَالحَمْدُ لِلَّهِ، وَلَا إِلَهَ إِلَّا اللَّهُ، وَاللَّهُ أَكْبَرُ» [55].
- الذكر والدعاء والعلاج بالرقي من الكتاب والسنة"أحبُّ الكلام إلى الله أربعٌ: سبحان الله، والحمد لله، ولا إله إلا الله، والله أكبر، لا يَضَرُّكَ بأيِّهِنَّ بدأتَ، ولا تسمينَّ غلامكَ يساراً، ولا رباحاً، ولا نجيحاً، ولا أفلح فإنك تقول: أثمَّ هو! فلا يكون: فيقول: لا".
- المنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح - المعتمدالمنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح“أحب الكلام إلى الله أربع: (سبحان الله، والحمد لله، ولا إله إلا الله، والله أكبر) لا يضرك بأيهن بدأت”.
- تحفة الأخيار تحفة الأخيار (ببيان جملة نافعة مما ورد في الكتاب والسنة من الأدعية والأذكار)«أَحَبُّ الْكَلَامِ إِلَى اللهِ أَرْبَعٌ لَا يَضُرُّكَ بِأَيِّهِنَّ بَدَأْتَ: سُبْحَانَ اللَّهِ، وَالْحَمْدُ لِلَّهِ، وَلَا إِلَهَ إِلَّا اللَّهُ، وَاللَّهُ أَكْبَرُ» [8]
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلمسُبْحَانَ اللَّهِ، وَالحَمْدُ لِلَّهِ، وَلَا إِلَهَ إِلَّا اللَّهُ، وَاللَّهُ أَكْبَرُ،
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلمسُبْحَانَ اللَّهِ، وَالحَمْدُ لِلَّهِ، وَلَا إِلَهَ إِلَّا اللَّهُ، وَاللَّهُ أَكْبَر
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلم«أَحَبُّ الكَلَامِ إِلَى اللَّهِ أَرْبَعٌ:
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلمسُبْحَانَ اللَّهِ، وَالحَمْدُ لِلَّهِ، وَلَا إِلَهَ إِلَّا اللَّهُ، وَاللَّهُ أَكْبَر
- رسالة في الأذكار1«أَحَبُّ الْكَلَامِ إِلَى اللهِ أَرْبَعٌ: سُبْحَانَ اللهِ، وَالحَمْدُ لِلهِ، وَلَا إِلَهَ إِلَّا اللهُ، وَاللهُ أَكْبَرُ، لَا يَضُرُّكَ بِأَيِّهِنَّ بَدَأْتَ».
- فضل الدعاء وآدابه والأوقات التي يستحب فيها"سبحان الله، والحمد لله، ولا إله إلا الله، والله أكبر"