"Raha miditra ao amin'ny moske ny iray aminareo, dia aoka izy hiteny hoe : "Allahomma Iftahlì Abwàba rahamatika - Allah ô! Vohay amiko ny varavaran'ny famindram-ponao", ary rehefa miala izy, dia aoka izy hiteny hoe : "Allahomma innì As-aloka min fadhlika - Allah ô! Mangataka aminao ny fahasoavanao aho."
Tatitra azo avy tamin'i Abi Homaidi na Abi Osaidi niteny nilaza izy : Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Raha miditra ao amin'ny moske ny iray aminareo, dia aoka izy hiteny hoe : "Allahomma Iftahlì Abwàba rahamatika - Allah ô! Vohay amiko ny varavaran'ny famindram-ponao", ary rehefa miala izy, dia aoka izy hiteny hoe : "Allahomma innì As-aloka min fadhlika - Allah ô! Mangataka aminao ny fahasoavanao aho."
«إِذَا دَخَلَ أَحَدُكُمُ الْمَسْجِدَ فَلْيَقُلِ: اللَّهُمَّ افْتَحْ لِي أَبْوَابَ رَحْمَتِكَ، وَإِذَا خَرَجَ فَلْيَقُلِ: اللَّهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ مِنْ فَضْلِكَ».
Nanoro hevitra ny vahoakany ny Mpaminany (S.A.W) ho amin'ny Doan izay tenenina rehefa miditra ao amin'ny moske : (Allah ô! Sokafy ho ahy ny varavaran'ny famindram-ponao), ka mangataka amin'Allah Tsitoha izy mba hanomana ho azy ny atom-pisian'ny famindram-pony, ary raha te-hiala izy, dia aoka hiteny izy hoe : (Allah ô! Mangataka aminao aho ny amin’ny fahatsaranao), ka mangataka amin’Allah ny hatsarany sy ny fitomboan'ny fanomezana tsara madio avy aminy.
Amporisihina ny manao izany Doan izany rehefa miditra sy mivoaka ny moske.
Natokana ho amin'ny fidirana ny fanononana ny famindram-po, ary ny hatsarana ho amin'ny fivoahana : raha ny tena izy dia ilay miditra dia ho variana amin'izay zavatra hanakaikaizany kokoa an'Allah sy ny Paradisany, ka mendrika ho azy ny manonona ilay famindram-po, ka rehefa mivoaka izy dia miezaka mafy eto an-tany mitady ny fanomezan’Allah ny fivelomana, ka mifanaraka amin'ny fanononany ny soa.
Ireo tonombavaka ireo dia lazaina rehefa miditra ao amin'ny moske sy rehefa mivoaka avy ao aminy.
Sahìh Moslim (1/ 494) (713).
Ny Fanampiny (3)
الكاشف عن حقائق السُّنن (3/935).
فيض القدير (1/ 336).
ذخيرة العقبى (9/153).
Cited in books
10 BooksNy Fanampiny (9)
- الذكر والدعاء والعلاج بالرقي من الكتاب والسنة"إذا دخل أحدكم المسجد فليقل: اللهم افتح لي أبواب رحمتك. وإذا خرج فليقل: اللهم إني أسألك من فضلك".
- المختصر في آداب السفر وصفة الحج والعمرة وآداب الزيارة والأدعية الجامعة مع ملحق بالفتاوى والمخالفات2- المختصر في صفة الحج وأحكامه (للحرمين)«اللَّهُمَّ افْتَحْ لِي أَبْوَابَ رَحْمَتِكَ»[2]،
- المختصر في صفة الحج وأحكامهالمختصر في صفة الحج والعمرة«اللَّهُمَّ افْتَحْ لِي أَبْوَابَ رَحْمَتِكَ»[2]،
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلماللَّهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ مِنْ فَضْلِك
- رسالة في الأذكار1«إِذَا دَخَلَ أَحَدُكُمُ المَسْجِدَ فَلْيَقُلِ: اللَّهُمَّ افْتَحْ لِي أَبْوَابَ رَحْمَتِكَ، وَإِذَا خَرَجَ فَلْيَقُلِ: اللَّهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ مِنْ فَضْلِكَ».
- ما لا يسع أطفال المسلمين جهله«اللَّهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ مِنْ فَضْلِكَ»[150].
- ما لا يسع أطفال المسلمين جهلهج: «اللَّهُمَّ افْتَحْ لِي أَبْوَابَ رَحْمَتِكَ»[221].
- ما لا يسع أطفال المسلمين جهلهج: «اللَّهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ مِنْ فَضْلِكَ»[222].
- مجموعة زاد التربية الإسلامية (3)، والسيرة النبوية (3)التربية الإٍسلامية -3- «اللهم إني أسألك من فضلك»