" Aza manompa ny maty, fa efa nahavita izay nataony avokoa izy ireo."
Tatitra azo avy tamin'i Aicha (R.A), Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
" Aza manompa ny maty, fa efa nahavita izay nataony avokoa izy ireo."
«لَا تَسُبُّوا الْأَمْوَاتَ، فَإِنَّهُمْ قَدْ أَفْضَوْا إِلَى مَا قَدَّمُوا».
Nohazavain'ny Mpaminany (S.A.W) ny fandrarana ny fanozonana ireo maty sy ny fanevatevana ny voninahiny ka izany rehetra izany dia zavatra tsy azo atao, ary izany voalaza fa anisan'ny faholotoan'ny fitondran-tena, Satria tonga amin'ny fanefana ny fanaovana asa soa asa tsara na asa ratsy izy ireo, ary marina. Satria tsy mahatratra azy ireo izany ozona izany, fa mamparary ny velona izany.
أفضوا إلى ما قدموا : صاروا إلى ما قدموا من أعمالهم.
Porofon'ny fandrarana ny Fanozonana ny maty dia voarakitra ao amin’ny Hadith.
Fadio ny manozona ny maty mba hijerena ny tombontsoan’ny velona, sy mba hiarovana ny fiaraha-monina amin’ny fifandirana sy ny fifankahalana.
Ny fahendrena ao ambadiky ny fandrarana ny fanozonana azy ireo dia efa tonga amin’ny izay nandaharana azy, ka tsy mahasoa ny manozona azy ireo, ary manimba ny havany velona izany.
Tsy tokony hataony Olona iray ny hilaza zavatra tsy misy ny mahasoa ao amin’ny Olon-kafa iray ny Olona tsirairay.
Sahìh Al-Bokhari (2/ 104) (1393).
Ny Fanampiny (6)
فتح ذي الجلال والاكرام بشرح بلوغ المرام.
لابن عثيمين (2/ 631).
منحة العلام في شرح بلوغ المرام.
لعبد الله الفوزان (4/ 385).
توضيح الأحكام من بلوغ المرام.
للبسام (3/ 277).