"Tompo o ! mangataka Aminao ny Tenako ny fahitsina sy ny fatahorana ary ny tsy fahadiovam-pitondran_tena sy ny harena ihany koa."
Tatitra azo avy tamin'i Abdollahi Ibn Masondi (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Tompo o ! mangataka Aminao ny Tenako ny fahitsina sy ny fatahorana ary ny tsy fahadiovam-pitondran_tena sy ny harena ihany koa."
«اللهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ الْهُدَى وَالتُّقَى، وَالْعَفَافَ وَالْغِنَى».
Anisan’ny fitalahoan’ny Mpaminany (S.A.W) “Allah ô, mangataka fitarihana Aminao aho,” ny làlana mahitsy amin’ny fahafantarana ny marina sy ny fanatanterahana izany, “sy ny fitiavam-bavaka”, ny fankatoavana ny baiko sy ny fialana amin'ny fandrarana, “sy ny fahadiovam-pitondran_tena”, ny fifadiana izay tsy azo atao na tsara amin’ny teny na amin’ny asa atao, ary ny “fanànana” amin’ny zavaboary, ka tsy hanan-java-mahory izy afa-tsy ny Tompony Tsitoha.
Ny voninahitr'ireo toetra ireo : fitarihana, fivavahana, fahadiovam-pitondran_tena, ary ny harena, ary famporisihana hanana izy ireo.
Ny Mpaminany (S.A.W) dia tsy manana fahefana hanasoa na hanimba ny tenany, fa izay manana fahefana amin'izany dia Allah Tsitoha.
Allah irery ihany no manana tombontsoa sy loza ary fitarihana ho an’ny zavaboary, fa tsy ireo anjely akaiky, na mpaminany nirahina, na olon-kafa.
Sahìh Moslim (4/ 2087) (2721).
Ny Fanampiny (10)
بهجة الناظرين شرح رياض الصالحين.
لسليم الهلالي (1/ 146).
تطريز رياض الصالحين.
لفيصل المبارك (ص68).
كنوز رياض الصالحين.
لمجموعة من الباحثين (2/ 183).
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (1/ 528).
نزهة المتقين شرح رياض الصالحين.
مجموعة من الباحثين (1/ 104).
Cited in books
2 BooksNy Fanampiny (2)
- التحقيق والإيضاح لكثير من مسائل الحج والعمرة والزيارة على ضوء الكتاب والسنةالتحقيق والإيضاح لكثير من مسائل الحج والعمرة والزيارة - النسخة المعتمدة* اللَّهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ الهُدَى وَالسَّدَادَ [73].
- الله -جل جلاله- أنيس المحبين وملاذ القاصدين«اللَّهُمَّ! إِنِّي أَسْأَلُكَ الهُدَى وَالتُّقَى، وَالعَفَافَ وَالغِنَى»