dia hampidirin’I Allah ao amin’ny Paradisa izy noho ny asany”.
Tatitra azo avy amin'i Obada (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Izay mijoro ho vavolombelona fa tsy misy tompo afa-tsy Allah irery ihany, tsy misy mpiara-miombona Aminy, ary i Mohammad dia mpanompony sy Irakany, ary i Jesoa dia mpanompon’Allah sy Irany, ary ny teniny no natolony an’i Maria sy fanahy avy any Aminy. Ary misy tokoa ny Paradisa, ary misy ihany koa ny afobe, dia hampidirin’I Allah ao amin’ny Paradisa izy noho ny asany”.
«مَنْ شَهِدَ أَنْ لَا إِلَهَ إِلَّا اللهُ وَحْدَهُ لَا شَرِيكَ لَهُ، وَأَنَّ مُحَمَّدًا عَبْدُهُ وَرَسُولُهُ، وَأَنَّ عِيسَى عَبْدُ اللهِ وَرَسُولُهُ وَكَلِمَتُهُ أَلْقَاهَا إِلَى مَرْيَمَ وَرُوحٌ مِنْهُ، وَالْجَنَّةُ حَقٌّ، وَالنَّارُ حَقٌّ، أَدْخَلَهُ اللهُ الْجَنَّةَ عَلَى مَا كَانَ مِنَ الْعَمَلِ».
Milaza ny irak'Allah (S.A.W) fa izay manonona ny teny fanokanana an'I Allah, mahafantatra tsara ny dikany sy manao zavatra mifanaraka aminy, Ary nijoro ho vavolombelona ny maha mpanompo an’i Mohammad (S.A.W) sy ny hafatra Noéntiny, ary nanaiky ny maha mpanompo an’i Jesoa sy ny hafany. Ary Allah no namorona azy (Jesoa) tamin'ny filazana hoe "misia" ka dia nisy izy, ary izy dia iray amin'ireo fanahy noforonin'I Allah. Ary nanala ny reniny tamin’ny fanendrikendrehana nataon'ireo Jiosy taminy. Nino koa izy fa tena misy marina ny Paradisa, ary tena misy ny Afobe, mino ny fisian'izy roa, ary izy roa no fahasambarana sy fampijaliana avy amin’I Allah. Ary maty tamin’izany izy; dia ho any amin’ny Paradisa ny làlan-kizorany, na dia nanao tsirambina amin’ny fankatoavana aza izy ary misy fahotana.
لا إله إلا الله: لا معبود بحق إلا الله.
ألقاها إلى مريم: أرسل بها جبريل إليها فنفخ فيها من روحه بإذن الله عز وجل.
Allah no namorona an’i Jesoa zanak’i Maria, tamin’ny alalan'ny teny hoe “misia” fa tsy tamin'ny fananan-dray.
Ny fitambaran’ny hoe i Jesoa sy Mohammad dia mpanompon’Allah sy irany, satria izy roa dia samy iraka tsy mandainga ary mpanompo tsy ivavahana.
Ny valisoa azo amin'ny fanokanana an'I Allah sy ny famafany ny ota, ary ny fiafaran'nympanokana an'I Allah dia ny Paradisa, na dia tafalatsaka ao anaty fahotana sasany aza izy.
Sahìh Al-Bokhari (4/ 165) (3435).
Sahìh Moslim (1/ 57) (28).
Ny Fanampiny (4)
الملخص في شرح كتاب التوحيد.
لصالح الفوزان (ص25).
الجديد في شرح كتاب التوحيد.
لمحمد القرعاوي (ص36).
Cited in books
9 BooksNy Fanampiny (9)
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلم«لَا إِلَهَ إِلَّا اللَّهُ
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلملَا إِلَهَ إِلَّا اللَّه
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلملَا إِلَهَ إِلَّا اللَّهُ
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلملَا إِلَهَ إِلَّا اللَّه
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلم«لَا إِلَهَ إِلَّا اللَّهُ!»[291].
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلملَا إِلَهَ إِلَّا اللَّه
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلملَا إِلَهَ إِلَّا اللَّه
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 3«مَنْ شَهِدَ أَنْ لا إلهَ إلَّا الله وَحْدَهُ لاَ شَرِيكَ لَهُ، وَأَنَّ مُحَمَّداً عَبْدُهُ وَرسُولُهُ، وَأَنَّ عِيسَىٰ عَبْدُ الله وَرَسُولُهُ، وَكَلِمَتُهُ أَلْقَاهَا إلىٰ مَرْيَمَ وَرُوحٌ مِنْهُ، وَأنَّ الجَنَّةَ حَقٌّ وَأنَّ النَّارَ حَ
- مادة العقيدة الإسلامية(من شهد أن لا إله إلا الله وحده لا شريك له، وأن محمدًا عبده ورسوله، وأن عيسى عبد الله ورسوله وكلمته ألقاها إلى مريم وروح منه، والجنة حق، والنار حق، أدخله الله الجنة على ما كان من العمل).