"Aza manao tsinontsinona ny asa soa, na dia amin'ny endrika falifaly aza no rehefa mifanena amin'ny rahalahinao."
Tatitra azo avy tamin'i Abi Zarry (R.A) niteny : Niteny tamiko i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Aza manao tsinontsinona ny asa soa, na dia amin'ny endrika falifaly aza no rehefa mifanena amin'ny rahalahinao."
«لَا تَحْقِرَنَّ مِنَ الْمَعْرُوفِ شَيْئًا، وَلَوْ أَنْ تَلْقَى أَخَاكَ بِوَجْهٍ طَلْقٍ».
Namporisika antsika hanao ny asa soa sy tsy hanao tsinontsinona an'ireo asa i Mpaminany (S.A.W), na dia hita fa kely aza izany asa izany, anisan’izany ny tsiky amin'ny fomba malalaka rehefa mihaona amin’ny Olona, ka tokony hifikitra amin'izany ny mpino silamo; Satria mampionona ny rahalahy silamo izany ary mitondra fifaliana ho azy.
...:
Ny hasin’ny fifankatiavana eo amin’ny samy mpino, sy ny fitsiky ary ny fanomezana vaovao mahafaly rehefa mifanena.
Ny fahafenoana sy ny fahalavorariana an'ity lalàna Islamika ity, ary izy ity nitondra ny zava-drehetra ho tombontsoan'ny Isilamo sy ny fampiraisana ny teniny.
Famporisihana ny olona hanao asa soa na dia kely aza.
Tsaratsara ny mitondra fifalina amin'ny mpino silamo; Satria manampy amin'ny fifankahazoana eo amin'ny samy izy ireo.
Sahìh Moslim (4/ 2026) (2626).
(1/ 572).
Ny Fanampiny (7)
منحة العلام في شرح بلوغ المرام.
لعبد الله الفوزان (10/ 119).
توضيح الأحكام من بلوغ المرام.
للبسام (7/ 341).
نزهة المتقين شرح رياض الصالحين.
بهجة الناظرين شرح رياض الصالحين.
لسليم الهلالي (2/ 20).
Cited in books
14 BooksNy Fanampiny (14)
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 4«لا تحْقِرَنَّ مِنَ المَعْرُوفِ شَيْئاً، وَلَوْ أَنْ تَلْقَىٰ أَخَاكَ بِوَجْهٍ طَلِيقٍ».
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 5«لاتَحْقِرَنَّ منَ المعْرُوف شَيئاً، ولو أنْ تَلْقىٰ أخَاكَ بوَجْه طليق».
- ما لا يسع أطفال المسلمين جهله«لَا تَحْقِرَنَّ مِنَ المَعْرُوفِ شَيْئًا، وَلَوْ أَنْ تَلْقَى أَخَاكَ بِوَجْهٍ طَلْقٍ»[151].
- ما لا يسع أطفال المسلمين جهله«لَا تَحْقِرَنَّ مِنَ المَعْرُوفِ شَيْئًا، وَلَوْ أَنْ تَلْقَى أَخَاكَ بِوَجْهٍ طَلْقٍ»[197].
- مجموعة زاد السيرة النبوية (2)1«لا تحقرن من المعروف شيئًا، ولو أن تلقى أخاك بوجه طَلِقٍ»
- مشروع المنهج التعليميمادة الحديث مستوى 1«لَا تَحْقِرَنّ مِنَ الْمَعْرُوفِ شَيْئًا، وَلَوْ أَنْ تَلْقَىَ أَخَاكَ بِوَجْهٍ طَلْقٍ»
- مشروع المنهج التعليميمادة الحديث مستوى 1«لَا تَحْقِرَنّ مِنَ الْمَعْرُوفِ شَيْئًا، وَلَوْ أَنْ تَلْقَىَ أَخَاكَ…».
- مشروع المنهج التعليميمادة الحديث مستوى 1«لَا تَحْقِرَنّ مِنَ الْمَعْرُوفِ شَيْئًا، وَلَوْ أَنْ تَلْقَىَ أَخَاكَ بِوَجْهٍ طَلْقٍ».
- مشروع المنهج التعليميمادة الحديث مستوى 1«لَا تَحْقِرَنّ مِنَ الْمَعْرُوفِ شَيْئًا، وَلَوْ أَنْ تَلْقَىَ أَخَاكَ بِوَجْهٍ طَلْقٍ».
- مشروع المنهج التعليميمادة الدعوة«لاَ تَحْقِرَنّ مِنَ الْمَعْرُوفِ شَيْئًا، وَلَوْ أَنْ تَلْقَىَ أَخَاكَ بِوَجْهٍ طَلْقٍ».
- مشروع المنهج التعليميمادة الدعوة«لاَ تَحْقِرَنّ مِنَ الْمَعْرُوفِ شَيْئًا، وَلَوْ أَنْ تَلْقَىَ أَخَاكَ بِوَجْهٍ طَلْقٍ».
- نبراس طالب (1)1«لَا تَحْقِرَنَّ مِنَ الْمَعْرُوفِ شَيْئًا، وَلَوْ أَنْ تَلْقَى أَخَاكَ بِوَجْهٍ طَلْقٍ»
- نبراس طالب (1)1«لَا تَحْقِرَنَّ مِنَ الْمَعْرُوفِ شَيْئًا».
- نبراس طالب (1)1«لَا تَحْقِرَنَّ مِنَ الْمَعْرُوفِ شَيْئًا وَلَوْ أَنْ تَلْقَى أَخَاكَ بِوَجْهٍ طَلْقٍ»