Ny irak'Allah dia nankatia kokoa ny vavaka maromaro amin'ny Doan, ary nandao ny ankoatr'izay.
Tatitra azo avy amin'i Aicha (R.A), Niteny manao hoe :
Ny irak'Allah dia nankatia kokoa ny vavaka maromaro amin'ny Doan, ary nandao ny ankoatr'izay.
كَانَ رَسُولُ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ يَسْتَحِبُّ الْجَوَامِعَ مِنَ الدُّعَاءِ، وَيَدَعُ مَا سِوَى ذَلِكَ.
Ny Mpaminany (S.A.W) dia nankatia ny fitalahoana feno ho an'ny soa eto an-tany sy ny any ankoatra, izay misy teny vitsy nefa lehibe ny dikany, ary misy fiderana an'I Allah Tsitoha sy tanjona tsara, ary izy namela ny zavatra hafa.
Tsara ny mitalaho amin’ny teny tsotra izay mahafaoka ny dikan’ny fahatsarana, ary tsy nankahala ny fampiadina sy ny mampisara-bazana amin’ny raharaha iray, izay mifanohitra amin’ny fitarihan’ny Mpaminany (S.A.W).
Nanokana teny feno i Mpaminany (S.A.W).
Fifikirana amin'izay voaporofo fa nataon'ny Mpaminany (S.A.W) sy izay nangatahany; Na dia lava sy misy teny maro aza, dia iray amin'ireo fitalahoana feno.
Sonan Abo Daòd (2/ 605) (1482).
Mosnad Ahmad (42/ 76) (25151).
Ny Fanampiny (8)
بهجة الناظرين شرح رياض الصالحين.
لسليم الهلالي (2/ 542).
نزهة المتقين شرح رياض الصالحين.
لمجموعة من الباحثين (2/ 1003).
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (6/ 15).
كنوز رياض الصالحين.
لمجموعة من الباحثين (17/ 349).
Cited in books
2 BooksNy Fanampiny (2)
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 7وعن عائشةَ رضي الله عنها قَالَتْ: كَان رَسُولُ الله صلى الله عليه وسلم يَسْتَحِبُّ الجَوامعَ منَ الدُّعاءِ، ويَدَعُ ما سوَىٰ ذلك.
- مجموعة زاد التربية الإسلامية (3)، والسيرة النبوية (3)التربية الإٍسلامية -3- «كان رسولُ اﷲ ﷺ يَستحِبُّ الجَوامِعَ مِن الدُعاء، ويَدَعُ ما سِوى ذلك»