Izaho dia madio eo anatrehan'i Tompo Allah ary tsy mba manana sakaiza na dia iray Aminareo aza, Satria i Tompo Allah efa nandray Ahy ho sakaizany, tahaky ny nadraisany an'i Abrahama (A.S) ho sakaiza
Tatitra azo avy amin'i JONDOB (R.A), izay niteny hoe :
Izaho dia naheno tamin'ny Mpaminany (S.A.W) dimy alina talohan'ny nahafatesany fa Izy niteny ka nanao hoe : " Izaho dia madio eo anatrehan'i Tompo Allah ary tsy mba manana sakaiza na dia iray Aminareo aza, Satria i Tompo Allah efa nandray Ahy ho sakaizany, tahaky ny nadraisany an'i Abrahama (A.S) ho sakaiza , Ka raha afaka nandray Olona natao ho sakaiza Aho amin'ity vahoako ity, dia mety noraisiko i Abo Bakri (R.A) ho sakaiza. Ka dia tena marina fa ireo vahoaka teo alohanareo dia nandray ny fasan'ireo Mpaminanin'izy ireo sy ireo Olona masina tamin'izy ireo ho toeram-pivavahana, ka eto Aho dia tena manakana Anareo ny amin'izany ".
سمعت النبي صلى الله عليه وسلم قبل أن يموت بخمسٍ وهو يقول: «إني أبرأ إلى الله أن يكون لي منكم خليلٌ، فإن الله تعالى قد اتخذني خليلًا، كما اتخذ إبراهيم خليلًا، ولو كنت متخذًا من أمتي خليلًا لاتخذت أبا بكر خليلًا، ألا وإن من كان قبلكم كانوا يتخذون قبور أنبيائهم وصالحيهم مساجد، ألا فلا تتخذوا القبور مساجد، إني أنهاكم عن ذلك».
Nolazain'ny Mpaminany (S.A.W) ny anjara-toeram-boninahitra izay misy azy eo anatrehan'i Allah, ary Izy tokoa dia tonga eo amin'ny toerana avo indrindra eny amin'ny faratampon'ny fitiavana, tahaky ny toeram-boninahitra azon'i Mpaminany Abrahama (A.S), Ka izay no nahatonga azy tsy nanaiky afa tsy i Tompo Allah irery ihany no sakaizany, satria ny Fony dia rakotry ny fitiavana an'i Tompo Allah sy ny halebeany ary ny fahalalana momba azy, ka tsy afaka mivelatra ho an'ny Olon-kafa intsony, Ka raha nanana sakaiza amin'ny zavaboarin'i Tompo Allah Izy dia i Abo Bakri (R.A) no mendrika ho lasa sakaizany. Ary nandrara ny fihoaram-pefy ny amin'ny fitiavana mifanohitra amin'ny lalàna tahakan'ny nataon'ireo jiosy sy ny Kristiana amin'ny fanajana ny fasan'ireo Mpaminan'izy ireo sy ireo Olona masin'izy ireo ka nahatonga azy ireo lasa nandray izany ho tompo mpiara-miombon'antoka amin'ny fanompoana ankoatr'i Tompo Allah, ary nanamboatra toeram-pivavahana eo amin'ny fasan'izy ireo, ka izany rehetra izany dia efa noraran'i Mpaminany (saw) an'ireo vahoakany mba tsy hanao tahaky ny nataon'izy ireny.
بخمس: خمس ليال.
إني أبرأ: أمتنع وأنكر.
من كان قبلكم: يعني: اليهود والنصارى.
Nisafidiany manokana i Abo Bakri (R.A), ary Izy ihany koa no Mpiara_diany anisany tena tsara indrindra no sady lohalaharana eo anatrehan'i Mpaminany (S.A.W) aorian'ny fahafatesany.
Ny fanorenana toeram-pivavahana eny amin'ny fasana dia zava-doza nataon'ireo vahoaka teo aloha.
Fandrarana entitra ny fanaovana ny fasana ho toeram-pivavahana ka andia hanaovana ny Soalat na koa hoe andia hanamboarana Moske, ka izany dia fampitandremana mba tsy tafa-latsaka amin'ny fanompoan-tsampy nohon'izany.
Fampitandremana fatratra ny fihoaram-pefy amin'ny fitiavana diso tafahoatra loatra an'ireo Olona masina ka mety lasa hifarana amin'ny fanompoan-tsampy izany.
Mahazava-doza ireo zavatra nampitandreman'ny Mpaminany (S.A.W), Satria nohamarininy mafy izany 5 alina mialohan'ny hafatesany.
Sahìh Moslim (1/ 377) (532).
Ny Fanampiny (5)
شرح النووي على مسلم (5/ 13).
الجديد في شرح كتاب التوحيد.
لمحمد القرعاوي (ص188).
الملخص في شرح كتاب التوحيد.
لصالح الفوزان (ص172).
Cited in books
16 BooksNy Fanampiny (16)
- التوحيد في ضوء عقيدة الإمام الشافعي رحمه الله ونصوصه ومروياته"إني أبرأ إلى الله أن يكون لي منكم خليل؛ فإن الله قد اتخذني خليلا، كما اتخذ إبراهيم خليلا. ولو كنت متخذا من أمتي خليلا لاتخذت أبا بكر خليلا، ألا وإن من كان قبلكم كانوا يتخذون قبور أنبيائهم مساجد، ألا فلا تتخذوا القبور مساجد، فإني أنهاكم عن
- التوحيد في ضوء عقيدة الإمام الشافعي رحمه الله ونصوصه ومروياته"إني أبرأ إلى الله أن يكون لي منكم خليل؛ فإن الله قد اتخذني خليلا، كما اتخذ إبراهيم خليلا. ولو كنت متخذا من أمتي خليلا لاتخذت أبا بكر خليلا، ألا وإن من كان قبلكم كانوا يتخذون قبور أنبيائهم مساجد، ألا فلا تتخذوا القبور مساجد، فإني أنهاكم عن
- حراسة التوحيدالتحذير من بناء المساجد على القبور«إِنِّي أَبْرَأُ إِلَى اللَّهِ أَنْ يَكُونَ لِي مِنْكُمْ خَلِيلٌ، فَإِنَّ اللَّهَ قَدِ اتَّخَذَنِي خَلِيلًا، كَمَا اتَّخَذَ إِبْرَاهِيمَ خَلِيلًا، وَلَوْ كُنْتُ مُتَّخِذًا مِنْ أُمَّتِي خَلِيلًا، لَاتَّخَذْتُ أَبَا بَكْرٍ خَلِيلًا، أَلَا وَ
- حراسة التوحيددفن الموتى في المساجد«أَلَا وَإِنَّ مَنْ كَانَ قَبْلَكُمْ كَانُوا يَتَّخِذُونَ قُبُورَ أَنْبِيَائِهِمْ وَصَالِحِيهِمْ مَسَاجِدَ، أَلَا فَلَا تَتَّخِذُوا الْقُبُورَ مَسَاجِدَ؛ فَإِنِّي أَنْهَاكُمْ عَنْ ذَلِكَ».
- شرح الصدور بتحريم رفع القبور«أَلَا وَإِنَّ مَنْ كَانَ قَبْلَكُمْ كَانُوا يَتَّخِذُونَ قُبُورَ أَنْبِيَائِهِمْ مَسَاجِدَ، أَلَا فَلَا تَتَّخِذُوا القُبُورَ مَسَاجِدَ، فَإِنِّي أَنْهَاكُمْ عَنْ ذَٰلِكَ»[7].
- عقيدة الأئمة الأربعة«أَلَا وَإِنَّ مَنْ كَانَ قَبْلَكُمْ كَانُوا يَتَّخِذُونَ قُبُورَ أَنْبِيَائِهِمْ وَصَالِحِيهِمْ مَسَاجِدَ، أَلَا فَلَا تَتَّخِذُوا الْقُبُورَ مَسَاجِدَ، فَإِنِّي أَنْهَاكُمْ عَنْ ذَلِكَ»
- عقيدة الأئمة الأربعة«أَلَا وَإِنَّ مَنْ كَانَ قَبْلَكُمْ كَانُوا يَتَّخِذُونَ قُبُورَ أَنْبِيَائِهِمْ وَصَالِحِيهِمْ مَسَاجِدَ، أَلَا فَلَا تَتَّخِذُوا الْقُبُورَ مَسَاجِدَ، فَإِنِّي أَنْهَاكُمْ عَنْ ذَلِكَ»
- عقيدة التوحيد(ألا وإنَّ من كان قبلكم كانوا يتخذون قبور أنبيائهم مساجد، ألا فلا تتخذوا القبورَ مساجد؛ فإني أنهاكم عن ذلك)
- قاموس الكبائرموسوعة الكبائر - المجموعة الثالثة«أَلَا وَإِنَّ مَنْ كَانَ قَبْلَكُمْ كَانُوا يَتَّخِذُونَ قُبُورَ أَنْبِيَائِهِمْ وَصَالِحِيهِمْ مَسَاجِدَ، أَلَا فَلَا تَتَّخِذُوا الْقُبُورَ مَسَاجِدَ، إِنِّي أَنْهَاكُمْ عَنْ ذَلِكَ» [8].
- قاموس الكبائرموسوعة الكبائر - المجموعة الثالثة«أَلَا وَإِنَّ مَنْ كَانَ قَبْلَكُمْ كَانُوا يَتَّخِذُونَ قُبُورَ أَنْبِيَائِهِمْ وَصَالِحِيهِمْ مَسَاجِدَ، أَلَا فَلَا تَتَّخِذُوا الْقُبُورَ مَسَاجِدَ، إِنِّي أَنْهَاكُمْ عَنْ ذَلِكَ» [80].
- مجموعة زاد التربية الإسلامية (3)، والسيرة النبوية (3)التربية الإٍسلامية -3- «سَمِعْتُ النَّبِيَّ ﷺ قَبْلَ أَنْ يَمُوتَ بِخَمْسٍ، وَهُوَ يَقُولُ: «أَلَا، وَإِنَّ مَنْ كَانَ قَبْلَكُمْ كَانُوا يَتَّخِذُونَ قُبُورَ أَنْبِيَائِهِمْ وَصَالِحِيهِمْ مَسَاجِدَ، أَلَا فَلَا تَتَّخِذُوا الْقُبُورَ مَسَاجِدَ، إِنِّي أَنْهَاكُ
- مجموعة زاد الحديث (1)الحديث 1«إِنِّي أَبْرَأُ إِلَى الله أَنْ يَكُونَ لِي مِنْكُمْ خَلِيلٌ، فَإِنَّ الله تَعَالَى قَدِ اتَّخَذَنِي خَلِيلًا، كَمَا اتَّخَذَ إِبْرَاهِيمَ خَلِيلًا، وَلَوْ كُنْتُ مُتَّخِذًا مِنْ أُمَّتِي خَلِيلًا لَاتَّخَذْتُ أَبَا بَكْرٍ خَلِيلًا، أَلَا
- مجموعة زاد الحديث (1)الحديث 1«يَتَّخِذُونَ قُبُورَ أَنْبِيَائِهِمْ وَصَالِحِيهِمْ مَسَاجِدَ»
- مجموعة زاد العقيده (4)العقيدة 4«أَلا وَإِنَّ مَنْ كانَ قَبْلَكُمْ كانُوا يَتَّخِذُونَ قُبُورَ أَنْبِيائِهِمْ وَصالِحِيهِمْ مَساجِدَ، أَلا فَلا تَتَّخِذُوا القُبُورَ مَساجِدَ، إِنِّي أَنْهاكُمْ عَنْ ذَلِكَ».
- موسوعة الإيمان«إِنِّي أَبْرَأُ إِلَى اللهِ أَنْ يَكُونَ لِي مِنْكُمْ خَلِيلٌ، فَإِنَّ الله تَعَالَى قَدِ اتَّخَذَنِي خَلِيلًا، كَمَا اتَّخَذَ إِبْرَاهِيمَ خَلِيلًا».
- موسوعة الإيمان«... أَلَا وَإِنَّ مَنْ كَانَ قَبْلَكُمْ كَانُوا يَتَّخِذُونَ قُبُورَ أَنْبِيَائِهِمْ وَصَالِحِيهِمْ مَسَاجِدَ، أَلَا فَلَا تَتَّخِذُوا الْقُبُورَ مَسَاجِدَ، إِنِّي أَنْهَاكُمْ عَنْ ذَلِكَ».