Ny irak'Allah dia matetika no niteny hoe : "Ry mpamadika fo, ataovy mafy orina amin'ny finoanao ny foko."
Tatitra azo avy tamin'i Anas (R.A), Niteny manao hoe :
Ny irak'Allah dia matetika no niteny hoe : "Ry mpamadika fo, ataovy mafy orina amin'ny finoanao ny foko.", dia hoy aho hoe : O ry irak'Allah! Mino an'I Allah izahay sy izay noentinao ka matahotra ny aminay ve ianao? Namaly izy (S.A.W) : “Eny, ny fo dia eo anelanelan’ny rantsantanan’I Allah roa ka avadibadiny arak'izay tiany".
كَانَ رَسُولُ اللهِ صَلَّى اللَّهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ يُكْثِرُ أَنْ يَقُولَ: «يَا مُقَلِّبَ القُلُوبِ ثَبِّتْ قَلْبِي عَلَى دِينِكَ»، فَقُلْتُ: يَا رَسُولَ اللهِ، آمَنَّا بِكَ وَبِمَا جِئْتَ بِهِ فَهَلْ تَخَافُ عَلَيْنَا؟ قَالَ: «نَعَمْ، إِنَّ القُلُوبَ بَيْنَ أُصْبُعَيْنِ مِنْ أَصَابِعِ اللهِ يُقَلِّبُهَا كَيْفَ يَشَاءُ».
Ny ankamaroan'ny fitalahoan'ny Mpaminany (S.A.W) dia ny mangataka amin'i Allah ny amin'ny fiorenana mafy amin'ny finoana sy ny fankatoavana ary ny fanalavirana ny fivilian-dàlana sy ny fahaverezana, Talanjona i Anas bin Malik (R.A) tamin'ny fanaovan'ny Mpaminany (S.A.W) izany fitalahoana izany matetika, ka nilaza taminy ny Mpaminany (S.A.W) fa ny fo dia eo anelanelan'ny rantsan-tànan'I Allah roa, ary mamadika izany araka izay sitrany Izy. Ny fo no foibe itoeran'ny finoana sy ny fikomiana, ary ny fo dia mivadibadika matetika. Ny fo dia mivadibadika mihoatra ny rano mangotraka ao anaty vilany, ka izay tian'Allah dia hahitsiny amin'ny fahistiana ny fony, ary hatsatony ao anaty finoana, fa izay tian'Allah avily amin'ny fahitsina kosa dia mivily makany amin'ny fahaverezana.
Ny fiambanin'ny Mpaminany (S.A.W) amin'ny Tompony sy ny fitalahoany Aminy ary ny fitarihana ny vahoaka mba hangataka toy izany.
Ny maha-zava-dehibe ny fahitsiana sy ny fitsatohana ao amin'ny finoana, ary ny fihafarana no tena zava-dehibe.
Ny mpanompo dia tsy mahaleo-tena amin'ny fanamafisan'i Allah azy amin'ny finoana silamo na dia indray mipi-maso aza.
Famporisihana amin'ny famerenana im-betsaka io fitalahoana io, ho fakan-tahaka ny Mpaminany (S.A.W).
Ny fikirizana amin'ny finoana silamo no fitahiana lehibe indrindra tokony hiezahan'ny mpanompo sy hisaorany ny Tompony noho izany.
Sonan At-Tirmizì (4/ 19) (2140).
Mosnad Ahmad (19/ 160) (12107).
Ny Fanampiny (10)
كنوز رياض الصالحين.
لمجموعة من الباحثين (17/ 476).
بهجة الناظرين شرح رياض الصالحين.
لسليم الهلالي (2/ 567).
نزهة المتقين.
لمجموعة من الباحثين (2/ 1014).
تطريز رياض الصالحين.
لفيصل آل مبارك (ص808).
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (6/ 41).
Cited in books
11 BooksNy Fanampiny (11)
- الدعاء من الكتاب والسنة الدعاء ويليه العلاج بالرقى من الكتاب والسنة (للوزارة)70- ((يَا مُقَلِّبَ القُلُوبِ ثَبِّت قَلْبِي عَلَى دِينِكَ)).
- الدعاء ويليه العلاج بالرقى من الكتاب والسنةالدعاء من الكتاب والسنة70- «يَا مُقَلِّبَ القُلُوبِ ثَبِّت قَلْبِي عَلَى دِينِكَ»[32].
- الله -جل جلاله- أنيس المحبين وملاذ القاصدين«اللَّهُمَّ يَا مُقَلِّبَ القُلُوْبِ! ثَبِّتْ قَلْبِي عَلَى دِينِكَ»
- الله -جل جلاله- أنيس المحبين وملاذ القاصدين«يَا مُقَلِّبَ القُلُوْبِ! ثَبِّتْ قَلْبِي عَلَى دِينِكَ»
- تطبيق القرآن والأذكارأدعية النبي صلى الله عليه وسلم 70- ((يَا مُقَلِّبَ القُلُوبِ ثَبِّت قَلْبِي عَلَى دِينِكَ))[84].
- خطب تعظيم قدر الصلاة"يَا مُقَلِّبَ القُلُوبِ ثَبِّتْ قَلْبِي عَلَى دِينِكَ"
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 7«يا مُقَلِّبَ القُلُوبِ ثَبِّتْ قلبي علىٰ دِيْنِكَ».
- قاموس الكبائر موسوعة الكبائر - المجموعة الأولى«يَا مُقَلِّبَ القُلُوبِ ثَبِّتْ قَلْبِي عَلَى دِينِكَ» [28].
- قاموس الكبائر«يَا مُقَلِّبَ القُلُوبِ ثَبِّتْ قَلْبِي عَلَى دِينِكَ» [28].
- مجموعة زاد الحديث(3)1«يا مقلبَ القلوب ثبِّتْ قلبي على دينك»
- نبراس طالب (5)1«كَانَ رَسُولُ اللهِ ﷺ يُكْثِرُ أَنْ يَقُولَ: يَا مُقَلِّبَ القُلُوبِ ثَبِّتْ قَلْبِي عَلَى دِينِكَ، فَقُلْتُ: يَا رَسُولَ اللهِ، آمَنَّا بِكَ وَبِمَا جِئْتَ بِهِ، فَهَلْ تَخَافُ عَلَيْنَا؟ قَالَ: نَعَمْ، إِنَّ القُلُوبَ بَيْنَ أُصْبُعَيْنِ