" Tsy misy fanomezana natao na navoaka amin'ny hafa ka lasa nampihena ny harena, ary tsy mampitombo ny voninahitry ny Mpanompo iray ny Tompo Allah afa-tsy amin'ny famelana misy teo Aminy, ary tsy misy Olona manetry tena eo anatrehan'i Tompo Allah afa-tsy hoe vonona hanandratra Azy avo i Tompo Allah ."
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
" Tsy misy fanomezana natao na navoaka amin'ny hafa ka lasa nampihena ny harena, ary tsy mampitombo ny voninahitry ny Mpanompo iray ny Tompo Allah afa-tsy amin'ny famelana misy teo Aminy, ary tsy misy Olona manetry tena eo anatrehan'i Tompo Allah afa-tsy hoe vonona hanandratra Azy avo i Tompo Allah ."
«مَا نَقَصَتْ صَدَقَةٌ مِنْ مَالٍ، وَمَا زَادَ اللهُ عَبْدًا بِعَفْوٍ إِلَّا عِزًّا، وَمَا تَوَاضَعَ أَحَدٌ لِلهِ إِلَّا رَفَعَهُ اللهُ».
Ny Mpaminany (S.A.W), dia manazava fa ny fanomezana sy famoahana ny harena na fananana dia tsy zavatra mampihena velively ny harena akory na dia kely aza, fa manafoana tanteraka ny ratsy, ary i Tompo Allah dia manonitra sy manolo ary manolotra manome Azy amin'ny hatsaram-panahy lehibe , ka izany dia milaza ny fitomboana fa tsy fampihenana. Ny famelan-keloka, miaraka amin'ny fahafahana mamaly faty na mitazona azy ho tompon'andraikitra, dia anisany mampitombo ny hery sy fahamendrehana fotsiny. Tsy misy Olona manetry tena ka manolotra ny Tenany ho an’i Tompo Allah fa tsy noho ny tahotra olona, na noho ny fangorahana Azy, na noho ny fitadiavana fahasoavana avy Aminy, afa-tsy hoe ny fisandratana sy ny haja no valisoa hazony.
Ny hatsarana sy ny fanambinana dia mitoetra amin'ny fanarahana ny lalàna Sharia sy ny fanaovana ny Asa soa, na dia mihevitra aza ny sasany fa mifanohitra amin'izany ny zava-misy.
Sahìh Moslim (4/ 2001) (2588).
Ny Fanampiny (8)
توضيح الأحكام من بلوغ المرام.
للبسام (7/ 501).
منحة العلام في شرح بلوغ المرام.
لعبد الله الفوزان (10/ 354).
فتح ذي الجلال والإكرام.
لابن عثيمين (6/ 438).
سبل السلام بشرح بلوغ المرام.
للصنعاني (2/ 692).
Cited in books
11 BooksNy Fanampiny (11)
- الخطب المنبريةموسوعة الخطب المنبرية (القسم الثالث)«مَا نَقَصَتْ صَدَقَةٌ مِنْ مَالٍ، وَمَا زَادَ اللَّهُ عَبْدًا بِعَفْوٍ إِلَّا عِزًّا، وَمَا تَوَاضَعَ أَحَدٌ لِلَّهِ إِلَّا رَفَعَهُ»
- الله -جل جلاله- أنيس المحبين وملاذ القاصدين«مَا زَادَ اللهُ عَبْدًا بِعَفْوٍ إِلَّا عِزًّا»
- الله -جل جلاله- أنيس المحبين وملاذ القاصدين«وَمَا تَوَاضَعَ أَحَدٌ لِلهِ إِلَّا رَفَعَهُ اللهُ»
- المنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح - المعتمدالمنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح“ما نقصت صدقة من مال”.
- المنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح - المعتمدالمنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح“ما نقصت صدقة من مال، وما زاد الله عبدا بعفو، إلا عزا، وما تواضع أحد لله إلا رفعه الله”.
- النفحات المكية في تفسير كتاب رب البريةالجزء الثاني والعشرون«ما نَقَصَتْ صَدَقَةٌ مِنْ مَالٍ»([1])؛
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 3«مَا نَقَصَت صَدَقَةٌ مِنْ مَالٍ، وَما زَادَ الله عَبْداً بِعَفْوٍ إلَّا عِزّاً، وَما تَوَاضَعَ أَحَدٌ للهِ إلَّا رَفَعَهُ اللهُ _عز وجل_».
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 3«ما نَقَصَتْ صَدَقَةٌ من مالٍ، وما زادَ اللهُ عَبداً بِعَفْوٍ إلَّا عِزّاً، ومَا تَوَاضَعَ أَحَدٌ لله إلاّ رَفَعَهُ الله».
- فصول في الصيام والتراويح والزكاة"مَا نَقَصَتْ صَدَقَةٌ مِنْ مَالٍ" [20].
- ما لا يسع أطفال المسلمين جهله«وَمَا تَوَاضَعَ أَحَدٌ لِلَّهِ إِلَّا رَفَعَهُ اللَّهُ»[200].
- مجموعة زاد الحديث(3)1«ما نقَصَتْ صَدَقةٌ من مَالٍ، وما زَادَ الله عَبْدًا بعَفْوٍ إلا عِزًّا، وما تواضَعَ أَحَدٌ لله إلا رَفَعَهُ الله».