"Rehefa miditra ao amin'ny moske ny iray aminareo, dia aoka izy hanao soalat roa raka'at avy hatrany mialohan'ny hipetrahany."
Tatitra azo avy amin'i Abo Qatàda Al-Salami (R.A), niteny ny Mpaminany (S.AW) manao hoe :
"Rehefa miditra ao amin'ny moske ny iray aminareo, dia aoka izy hanao soalat roa raka'at avy hatrany mialohan'ny hipetrahany."
«إِذَا دَخَلَ أَحَدُكُمُ الْمَسْجِدَ فَلْيَرْكَعْ رَكْعَتَيْنِ قَبْلَ أَنْ يَجْلِسَ».
Namporisika ny Mpaminany (S.A.W) amin'izay rehetra tonga sy miditra ao amin'ny moske amin'ny fotoana rehetra, na amin'ny tanjona rehetra, ny hanao swalat roa raka'at alohan'ny hipetrahana, izy io dia ny roa raka'at fiarahabana ny moske.
...:
Tsara ny soalat roa raka'at ho fiarahabana ny moske alohan'ny hipetrahana.
Ity didy ity dia natao ho an'izay te hipetraka, fa izay miditra ao amin'ny moske kosa ary mivoaka alohan'ny hipetrahana dia tsy voakasik'izany didy izany.
Raha miditra ao amin'ny moske ny mpivavaka iray ka eo am-panaovana swalat ny olona dia ampy tsy hanaovany ny soalat roa raka'at ny fidirany miaraka amin'izy ireo ao anaty soalat.
Sahìh Al-Bokhari (1/ 96) (444).
Sahìh Moslim (1/ 495) (714).
Ny Fanampiny (4)
المفهم لما أشكل من تلخيص كتاب مسلم (2/ 352).
فتح الباري لابن رجب (3/ 274).
التوضيح (5/524).
البحر المحيط الثجاج في شرح صحيح الإمام مسلم بن الحجاج (15/ 287).
Cited in books
3 BooksNy Fanampiny (3)
- اللآلئ المضيئةعَنْ أَبِي قَتَادَةَ السَّلَمِيِّ رضي الله عنه أَنّ رَسُولَ اللهِ ﷺ قَالَ: “ إِذَا دَخَلَ أَحَدُكُمُ الْمَسْجِدَ فَلْيَرْكَعْ رَكْعَتَيْنِ قَبْلَ أَنْ يَجْلِسَ “.
- مجموعة زاد التربية الإسلامية (3)، والسيرة النبوية (3)التربية الإٍسلامية -3- «إِذَا دَخَلَ أَحَدُكُمُ المَسْجِدَ فَلْيَرْكَعْ رَكْعَتَيْنِ قَبْلَ أَنْ يَجْلِسَ»
- مشروع المنهج التعليميمادة الفقه مستوى 2«إِذَا دَخَلَ أَحَدُكُمُ المَسْجِدَ فَلْيَرْكَعْ رَكْعَتَيْنِ قَبْلَ أَنْ يَجْلِسَ».