“Eny tokoa, ireo olo-marina eo anatrehan'Allah dia eo amin’ny lampihazon’ny hazavana, eo ankavanan’Ilay Be Indrafo sy Be voninahitra, ary ny tànany roa dia ankavanana avokoa
Tatitra azo avy tamin'i Abdoullahi Ibn Amrou (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) :
“Eny tokoa, ireo olo-marina eo anatrehan'Allah dia eo amin’ny lampihazon’ny hazavana, eo ankavanan’Ilay Be Indrafo sy Be voninahitra, ary ny tànany roa dia ankavanana avokoa, Ireo izay marina amin’ny fitsarany, sy amin'ny fianakaviany, ary ireo izay iadidiany».
«إِنَّ الْمُقْسِطِينَ عِنْدَ اللهِ عَلَى مَنَابِرَ مِنْ نُورٍ، عَنْ يَمِينِ الرَّحْمَنِ عَزَّ وَجَلَّ، وَكِلْتَا يَدَيْهِ يَمِينٌ، الَّذِينَ يَعْدِلُونَ فِي حُكْمِهِمْ وَأَهْلِيهِمْ وَمَا وَلُوا».
Milaza amintsika i Mpaminany (S.A.W) fa ireo izay mitsara ara-drariny sy am-pahamarinana eo amin'ny olombelona ambany fifehezany sy ny fitondrany ary ny fianakaviany, dia izy ireny no voalaza fa hipetraka amin’ny seza avo, ambony izay vita tamin’ny fahazavana, ho fanomezam-boninahitra azy ireo amin’ny andro fitsanganana amin’ny maty. Ireo lampihazo ireo dia eo an-kavanan’ilay Be famindrampo, ilay Avo Indrindra, ary ny tànan'Allah roa, dia ankavanana avokoa.
المقسطين: العادلين.
في حكمهم: في قضائهم.
ما وَلُوا: الذي كانت لهم عليه ولاية.
Ny hatsaran'ny rariny sy ny famporisihana amin'ny fanaovana azy.
Ny rariny amin'ny ankapobeny dia midadasika amin'ireo Rafim-panjakana rehetra sy ny ao amin'ny didim-pitsarana eo amin'ny olombelona, eny fa na dia eo amin'ny vady sy ny zanaka ary ny ankoatrany.
Fanazavana ny toeran’ireo alo-marina amin’ny andro fitsanganana amin’ny maty.
Ny toeran’ireo olona manam-pinoana dia hiovaova amin’ny andro fitsanganana amin’ny maty, arakaraky ny asa vitany.
Ny fampitsiriritana dia iray amin'ireo fomba fitorian-teny izay mampitsirirtra ny olona antsoina ho amin'ny fankatoavana.
Sahìh Moslim (3/ 1458) (1827).
Ny Fanampiny (10)
نزهة المتقين شرح رياض الصالحين.
لمجموعة من الباحثين (1/ 547).
تطريز رياض الصالحين.
لفيصل المبارك (ص428).
كنوز رياض الصالحين.
لمجموعة من الباحثين (9/ 314).
بهجة الناظرين شرح رياض الصالحين.
لسليم الهلالي (1/ 710).
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (3/ 640).
Cited in books
3 BooksNy Fanampiny (3)
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 3«إِنَّ الْمُقْسِطِينَ عِنْدَ الله عَلىٰ مَنَابِرَ مِنْ نُورٍ: الَّذِينَ يَعْدِلُونَ في حُكْمِهِمْ وأَهْلِيهِمْ وَمَا وَلُوا».
- موسوعة الإيمان«إِنَّ الْمُقْسِطِينَ عِنْدَ اللهِ عَلَى مَنَابِرَ مِنْ نُورٍ عَنْ يَمِينِ الرَّحْمَنِ عز وجل، وَكِلْتَا يَدَيْهِ يَمِينٌ، الَّذِينَ يَعْدِلُونَ فِي حُكْمِهِمْ وَأَهْلِيهِمْ وَمَا وَلُوا».
- نبراس طالب (1)1«إِنَّ المُقْسِطِينَ عِنْدَ اللهِ عَلَى مَنَابِرَ مِنْ نُورٍ... الَّذينَ يَعْدِلُونَ في حُكْمِهِمْ وَأَهْلِيهِمِ وَمَا وَلُوا»