“Aza ataonareo ho toy ny fasana ny tranonareo, tena marina fa mandositra ny trano namakiana ny Sorat Al-Baqarah i Satana.”
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Aza ataonareo ho toy ny fasana ny tranonareo, tena marina fa mandositra ny trano namakiana ny Sorat Al-Baqarah i Satana.”
«لَا تَجْعَلُوا بُيُوتَكُمْ مَقَابِرَ، إِنَّ الشَّيْطَانَ يَنْفِرُ مِنَ الْبَيْتِ الَّذِي تُقْرَأُ فِيهِ سُورَةُ الْبَقَرَةِ».
Noraràn'ny Mpaminany (S.A.W) ny tokantrano tsy hanaovana swalat ka lasa ho toy ny fasana izay tsy hanavaon'ny olona Swalat. Avy eo i Mpaminany (S.A.W) nampahafantatra fa i Satana dia mandositra ny trano izay hamakina ny Sourat Al-bakarat.
ينفر: يصد ويعرض إعراضاً بالغاً.
Tsaratsara ny manabetsaka ny fanompoana sy ny vavaka an-tsitrapo (Swalat Sounna) ao an-trano.
Tsy azo atao ny manao Swalat any am-pasana; Satria izany fomba mitarika amin'ny fanompoan-tsampy sy fihoaram-pefy eo amin'ny mpanao azy, ankoatra ny Swalat Al-Janaza (vavaka amin'ny maty).
Ny fandrarana ny fivavahana any am-pasana dia fiombonan-kevitr'ireo mpanaradia, ka izany no nahatonga an'ny Mpaminany (S.A.W) nandrara ny trano hatao toy ny fasana izay tsy tokony hivavahana mihitsy.
Sahìh Moslim (1/ 539) (780).
Ny Fanampiny (8)
بهجة الناظرين.
لسليم الهلالي (2/ 240).
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (4/ 682).
نزهة المتقين شرح رياض الصالحين.
لمصطفى الخِن وغيره (2/ 757).
مرقاة المفاتيح شرح مشكاة المصابيح.
لعلي القاري (4/ 1460).
Cited in books
4 BooksNy Fanampiny (4)
- الذكر والدعاء والعلاج بالرقي من الكتاب والسنة"لا تجعلوا بيوتكم مقابر، إن الشيطان ينفر من البيت الذي تُقرأ فيه سورة البقرة".
- المنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح - المعتمدالمنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح“لا تجعلوا بيوتكم مقابر، إن الشيطان ينفر من البيت الذي تقرأ فيه سورة البقرة”.
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلم«لَا تَجْعَلُوا بُيُوتَكُمْ مَقَابِرَ، إِنَّ الشَّيْطَانَ يَنْفِرُ مِنَ الْبَيْتِ الَّذِي تُقْرَأُ فِيهِ سُورَةُ الْبَقَرَةِ»[184].
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 5«لا تجعلُوا بيوتَكُمْ مقابرَ، إنَّ الشَّيْطانَ ينفرُ مِنَ البيتِ الذي تُقْرأ فيهِ سورةُ البَقَرةِ».