“Izay mianiana ho toky dia tsy namantsika.”
Tatitra azo avy amin'i Boraida (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Izay mianiana ho toky dia tsy namantsika.”
«مَنْ حَلَفَ بِالْأَمَانَةِ فَلَيْسَ مِنَّا».
Ny Mpaminany (S.A.W) dia nandrara sy nampitandrina ny amin'ny fianianana amin'ny tokoy, ary na iza na iza manao izany dia tsy anisantsika.
Fandrarana ny fianianana amin'ny zavatra hafa ankoatra an'I Allah, anisan'izany ny hoe : mianiana amin'ny fahamarinana, ary izany dia fanompoan-tsampy madinika.
Ny toky dia mandrakotra ny asa fankatoavana sy ny fanompoam-pivavahana, fahatokiana, fanakianana, ary fiarovana.
Allah ilay Tsitoha ihany no afaka mianiana, amin’ny anaran’ny iray, na amin’ny iray amin’ireo toetrany.
Hoy i Al-Khattabi : Mitovitovy amin’ny hoe tsy tiany izany satria nodidiana izy hianiana amin’I Allah sy ny toetrany, ary tsy anisan’ny toetrany ny fahamarinan-toetra, fa iray amin’ireo didiny sy baikony, koa norarana tamin’izany izy ireo noho ny fampitovizana izany amin'ny anarana sy ny toetran’I Allah ilay Tsitoha.
Sonan Abo Daòd (5/ 155) (3253).
Mosnad Ahmad (38/ 82) (22980).
Ny Fanampiny (12)
نزهة المتقين.
لمجموعة من الباحثين (2/ 1166).
بهجة الناظرين.
لسليم الهلالي (3/ 201).
مشكاة المصابيح.
للتبريزي (2/ 1020).
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (6/ 452).
معالم السنن.
للخطابي (4/ 46).
سبل السلام.
الصنعاني (2/ 550 ).
Cited in books
5 BooksNy Fanampiny (5)
- التحقيق والإيضاح لكثير من مسائل الحج والعمرة والزيارة على ضوء الكتاب والسنةالتحقيق والإيضاح لكثير من مسائل الحج والعمرة والزيارة - النسخة المعتمدة«مَنْ حَلَفَ بِالأَمَانَةِ فَلَيْسَ مِنَّا» [100].
- ترجمة المقاطع المرئية - مشروع هدايات 1«من حلف بالأمانة فليس منا»
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 8«مَنْ حَلَفَ بِالأمانَةِ فَليْسَ مِنَّا».
- عقيدة الأئمة الأربعة«مَنْ حَلَفَ بِالْأَمَانَةِ فَلَيْسَ مِنَّا»
- محرمات استهان بها كثير من الناسمن حلف بالأمانة فليس مِنَّا