Skip to content

“Nianjeran'ny fahatezerana ny Jiosy, ary very làlana ny Kristianina.”

Tatitra azo avy tamin'i Abdi bin Hatim (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

“Nianjeran'ny fahatezerana ny Jiosy, ary very làlana ny Kristianina.”

«الْيَهُودُ مَغْضُوبٌ عَلَيْهِمْ، وَالنَّصَارَى ضُلَّالٌ».

Notantarain'i Al-Tirmizì
Mari-pototra
Ny fanazavana

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa ny Jiosy dia vahoaka izay nahatezitra an'Allah; Satria nahafantatra ny fahamarinana izy ireo nefa tsy nanao izany. Vahoaka very làlana ny Kristianina. Satria nanao zavatra tsy amin'ny fahalalana.

ireo dikan-teny

...:

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

Ny fanambarana ny fahalalana sy ny asa dia fahafahana hiala amin’ny làlan’ireo izay niharan’ny fahatezerana sy ireo izay very làlana.

Fampitandremana amin'ny làlan'ny Jiosy sy ny Kristiana, ary ny fanarahana ny làlana mahitsy, dia ny finoana silamo.

Na ny Jiosy na ny Kristiana dia samy very ary iharan'ny fahatezerana, fa ny toetra manokana mamaritra ny Jiosy dia ny fahatezerana, ary ny mamaritra manokana ny Kristiana dia fahaverezana.

Loharano iverenana

Sonan At-Tirmizì (5/ 71) (2954).

Ny Fanampiny (3)

النهاية في غريب الحديث و الأثر ( ص 548).

المنهل العذب المورود (5/250).

البحر المحيط الثجاج (9/248).