Tsy ho feno ny finoan'ny Olona iray Aminareo, raha tsy manaraka an'izay nentiko ny sitrapony manontolo.
Tatitra azo avy tamin'i Abo Mohammadi, 'Abdollah Ibn 'Amro Ibn Al-'aansui (R.A), fa ny Irakan'i Tompo Allah (S.A.W) dia nilaza ka niteny hoe :
Tsy ho feno ny finoan'ny Olona iray Aminareo, raha tsy manaraka an'izay nentiko ny sitrapony manontolo.
«لَا يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ حَتَّى يَكُونَ هَوَاهُ تَبَعًا لِمَا جِئْتُ بِهِ».
Nanazava i Mpaminany (S.W.A) fa tsy afaka ny ho mpino tanteraka miaraka amin’ny finoana ilaina sy takina ny Olona iray raha tsy manaiky ny zavatra rehetra noraran’ilay Irakan’i Tompo Allah, ka izay rehetra nentin’ny Irakan’i Tompo Allah, toy ny fandrarana, sy ny zavatra hafa ankoatran'izany, ka lasa tiany izay rehetra nandidiany ary mankahala izay rehetra norarany.
Ny Hadith dia fitsipika ho an'ny fanekena sy fankatoavana ny lalàna silamika .
Fampitandremana ho an'ny Olombelona fa na iza na iza mitsara amin’ny alàlan’ny saina na amin’ny fahazarana ka manome laharam-pahamehana ny zavatra nentin’ny Irakan’i Tompo Allah (S.A.W), dia lavina tsy ekena ny finoany izay hita fa manao izany.
Voadidy ny fampiharana ny lalàna amin'ny zava-drehetra, mifototra amin'ny teniny hoe : " Fa izay noentiko."
Mitombo amin’ny fankatoavana ny finoana ary mihena amin’ny tsy fankatoavana.
Ny Fanampiny (5)
الحجة على تارك المحجة لأبي الفتح نصر بن إبراهيم المقدسي.
برقم (25).
فتح الباري لابن حجر (13/289).
جامع العلوم والحكم (3/1146).
شرح النووي على مسلم (1/77).
Cited in books
5 BooksNy Fanampiny (5)
- أخطاء يرتكبها بعض الحجاج«لَا يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ حَتَّى يَكُونَ هَوَاهُ تَبَعًا لِمَا جِئْتُ بِهِ»[49].
- الخطب المنبريةموسوعة الخطب المنبرية (القسم الأول)«لَا يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ حَتَّى يَكُونَ هَوَاهُ تَبَعًا لِمَا جِئْتُ بِهِ»
- شرح الأربعين النووية«لَا يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ حَتَّى يَكُونَ هَوَاهُ تَبَعًا لِمَا جِئْتُ بِهِ».
- كتاب التوحيدكتاب التوحيد للشيخ محمد بن عبد الوهاب((لاَ يُؤْمِنُ أَحَدُكُمْ حَتَّى يَكُونَ هَوَاهُ تَبَعًا لِمَا جِئْتُ بِهِ)).
- متن اصول الإيمانمتن أصول الإيمان{لا يؤمن أحدكم حتى يكون هواه تبعا لما جئت به}.