"Apetraho amin'ny toerana marary tamin'ny vatanao ny tananao, ary lazao in-telo ny hoe : Amin'ny anaran'I Allah, ary lazao impito ny hoe : Mangataka fiarovana Aminao aho ry tompo Allah sy ny fahefanao amin'ny zavatra henoko marary sy hitandremako".
Tatitra azo avy tamin'i Othman bin Abi Al-Aas Al-Thaqafi (R.A) izay nitaraina tamin'ny Mpaminany (S.A.W) momba ilay zavatra mankarary azy teo amin'ny vatany nanomboka ny fotoana nidirany tamin'ny finoana Silamo dia niteny taminy i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Apetraho amin'ny toerana marary tamin'ny vatanao ny tananao, ary lazao in-telo ny hoe : Amin'ny anaran'I Allah, ary lazao impito ny hoe : Mangataka fiarovana Aminao aho ry tompo Allah sy ny fahefanao amin'ny zavatra henoko marary sy hitandremako".
«ضَعْ يَدَكَ عَلَى الَّذِي تَأَلَّمَ مِنْ جَسَدِكَ، وَقُلْ بِاسْمِ اللهِ ثَلَاثًا، وَقُلْ سَبْعَ مَرَّاتٍ أَعُوذُ بِاللهِ وَقُدْرَتِهِ مِنْ شَرِّ مَا أَجِدُ وَأُحَاذِرُ».
I Othman bin Abi Al-Aas (R.A) dia voan'ny aretina saika nahafaty azy, ka tonga namangy azy i Mpaminany (S.A.W), ary nampianatra azy Doan izay hanesoran'allah aminy ilay aretina. Izany dia fametrahana ny tànany eo amin'ny toerana itarainany, ka miteny manao hoe : (Bismillahi - Amin'ny anaran'Allah) in-telo, avy eo miteny impito hoe : (Mitady fiarovana aho), mitady fialofana, mitady firovana, Mitady fahadiovana aho (amin'Allah sy ny heriny amin'ny faharatsian'ny zavatra mahazo ahy) amin'ny fanaintainana amin'izao fotoana izao, (ary mitandrina aho) amin'izay hitranga amin'ny ho avy amin'ny alahelo sy ny tahotra, sao hitohy ity aretina ity ary hiparitaka manerana ny vatana.
Tsaratsara ny manao rokyah ho an'ny tena, tahaky ny voalazan'ny hadith.
Ny fitarainana - tsy misy fahasorenana na fanoherana - dia tsy mifanohitra amin'ny fahatokisana sy ny faharetana.
Ny fitalahoana dia anisan'ny manome ny antony, ka tokony harahina ny teny sy ny isany.
Ity fitalahoana ity dia natao ho an'ny fanaintainana amin'ny vatana rehetra.
Apetraho eo amin'ny toerana misy fanaintainana ny tànana rehefa manao rokyah amin'ity Doan ity.
Sahìh Moslim (4/ 1728) (2202).
Ny Fanampiny (8)
بهجة الناظرين شرح رياض الصالحين.
لسليم الهلالي (2/ 163).
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (4/ 481).
فيض القدير شرح الجامع الصغير.
لعبدالرؤوف المناوي (1/ 284).
نزهة المتقين شرح رياض الصالحين.
لمجموعة من الباحثين (1/ 689).
Cited in books
6 BooksNy Fanampiny (6)
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلمأَعُوذُ بِاللَّهِ وَقُدْرَتِهِ مِنْ شَرِّ مَا أَجِدُ وَأُحَاذِرُ»[289].
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلمأَعُوذُ بِاللَّهِ وَقُدْرَتِهِ مِنْ شَرِّ مَا أَجِدُ وَأُحَاذِر
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 5«ضَعْ يَدَكَ عَلَىٰ الذي تَألَّمَ مِنْ جَسَدِكَ، وقلْ: بسم الله ثلاثاً، وقُلْ سَبْعَ مرَّاتٍ: أعُوذُ بعزَّة الله وقُدْرتهِ مِنْ شَر ما أجدُ وأحاذِرُ».
- فتاوى المرضىفتاوى المرضى «ضع يدك على الذي تألم من جسدك، وقل: بسم الله، ثلاثًا، وقل سبع مرات: أعوذ بالله وقدرته من شر ما أجد وأُحاذِر»
- مجموعة زاد العقيدة (2)1ضعْ يدَكَ على الذي تألَمُ من جَسَدِك، وقلْ: بسم ﷲ ثلاثًا، وقل سبعَ مراتٍ: «أعوذُ بعزَّةِ ﷲ وقدرتهِ من شرِّ ما أجِدُ وأُحاذرُ»
- مشروع المنهج التعليميمادة التوحيد مستوى 4 «أَعُوذُ بِعِزَّةِ اللهِ وَقُدْرَتِهِ مِنْ شَرِّ مَا أَجِدُ وَأُحَاذِرُ»