Skip to content

“Raha mihinana ny anankiray aminareo, dia aoka izy hihinana amin’ny tànany havanana, ary raha misotro izy, dia aoka hisotro amin’ny tànany havanana; saria ny Satana dia mihinana amin’ny tànany havia sy misotro amin’ny tànany havia.”

Tatitra azo tamin'i Ibn Omar (RA), niteny ny Mpaminany (SAW) manao hoe :

“Raha mihinana ny anankiray aminareo, dia aoka izy hihinana amin’ny tànany havanana, ary raha misotro izy, dia aoka hisotro amin’ny tànany havanana; saria ny Satana dia mihinana amin’ny tànany havia sy misotro amin’ny tànany havia.”

«إِذَا أَكَلَ أَحَدُكُمْ فَلْيَأْكُلْ بِيَمِينِهِ، وَإِذَا شَرِبَ فَلْيَشْرَبْ بِيَمِينِهِ، فَإِنَّ الشَّيْطَانَ يَأْكُلُ بِشِمَالِهِ، وَيَشْرَبُ بِشِمَالِهِ».

Notantaraiin'i Moslim
Mari-pototra
Ny fanazavana

Ny Mpaminany (S.A.W) dia mandidy ny mpino silamo mba hihinana sy misotro amin'ny tànany havanana, ary manakana ny fihinana sy fisotroana amin'ny tànany havia; Izany satria ny Satana dia mihinana sy misotro aminy.

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

Fanakana amin'ny fakana tahaka an’i Satana eo amin’ny fihinanana na fisotroana amin’ny tànana havia.

Loharano iverenana

Sahìh Moslim (3/ 1598) (2020).

Ny Fanampiny (8)

توضيح الأحكام مِن بلوغ المرام.

للبسام (5/ 445).

فتح ذي الجلال والإكرام شرح بلوغ المرام.

لابن عثيمين (6/ 270).

سبل السلام شرح بلوغ المرام.

للصنعاني (2/ 625).

عون المعبود شرح سنن أبي داود (10/ 179).

فتاوى اللجنة الدائمة - المجموعة الأولى- (26/ 387).