"Ny mpino feno sy manam-pinoana indrina dia izay manana toetra tsara, ary ny mendrika indrindra aminareo dia izay mendrika indrindra amin'ny vadiny".
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Ny mpino feno sy manam-pinoana indrina dia izay manana toetra tsara, ary ny mendrika indrindra aminareo dia izay mendrika indrindra amin'ny vadiny".
«أَكْمَلُ الْمُؤْمِنِينَ إِيمَانًا أَحْسَنُهُمْ خُلُقًا، وَخَيْرُكُمْ خَيْرُكُمْ لِنِسَائِهِمْ».
Milaza i Mpaminany (S.A.W) fa ny olona manampinoana feno indrindra dia izay manana toetra tsara indrindra, ary izany dia tazana amin'ny endrika madio, miezaka manao asa tsara, miteny tsara ary mihataka ny ratsy. Ny tsara indrindra amin’ireo mpino dia izay mendrika manoloana ireo vehivavy, toy ny vadiny, ny zanany vavy, ny anabaviny ary ny havany vehivavy. Satria izy ireo no tena mendrika hanehoana ny hatsarampanahy.
....:
Fahasoavan'ny fitondran-tena tsara ary tafiditra ho anisan'ny finoana izany.
Mifototra amin’ny finoana ny asa, ary ny finoana dia mitombo sy mihena.
Fanomezam-boninahitra ny vehivavy eo amin'ny finoana Islam ary famporisina ny fanaovan-tsoa amin'izy ireo.
Sonan Abo Daòd (7/ 70) (4682).
Sonan At-Tirmizì (2/ 454) (1162).
Ny Fanampiny (9)
مسند أحمد ط الرسالة (12/ 364) (7402).
سلسلة الأحاديث الصحيحة وشيء من فقهها وفوائدها.
للألباني (1/ 573).
بهجة الناظرين شرح رياض الصالحين.
لسليم الهلالي (1/ 362).
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (3/ 130).
كنوز رياض الصالحين.
لمجموعة من الباحثين (5/ 234).
Cited in books
11 BooksNy Fanampiny (11)
- اعتقاد الأئمة الأربعةأكمل المؤمنين إيمانًا أحسنهم خلقًا....
- التمسك بالسنة النبوية وأثاره2«أكمل المؤمنين إيمانًا: أحسنهم خلقًا».
- ترجمة المقاطع المرئية - مشروع هدايات 1(أكمل المؤمنين إيماناً أحسنهم خُلقاً).
- دين الإسلام تعرضه نصوص القرآن وسنة خير الأنامعرض دين الإسلام بالأدلة النقلية(أكمل المؤمنين إيماناً أحسنهم خلقاً)[14]
- ما لا يسع أطفال المسلمين جهله«أَكْمَلُ المُؤْمِنِينَ إِيمَانًا: أَحْسَنُهُمْ خُلُقًا»[71].
- ما لا يسع أطفال المسلمين جهله«أَكْمَلُ المُؤْمِنِينَ إِيمَانًا أَحْسَنُهُمْ خُلُقًا»[174].
- ما لا يسع أطفال المسلمين جهله«أَكْمَلُ المُؤْمِنِينَ إِيمَانًا أَحْسَنُهُمْ خُلُقًا»[178].
- مشروع منهاج زادكزادك 2 طالب نهائي«أَكْمَلُ الْمُؤْمِنِينَ إِيمَانًا أَحْسَنُهُمْ خُلُقًا»
- مشروع منهاج زادكزادك 2 طالب نهائي«أَكْمَلُ الْمُؤْمِنِينَ إِيمَانًا أَحْسَنُهُمْ خُلُقًا».
- مشروع منهاج زادكزادك 2 طالب نهائي«أَكْمَلُ الْمُؤْمِنِينَ إِيمَانًا أَحْسَنُهُمْ خُلُقًا»
- نبراس طالب (1)1«أَكْمَلُ الْمُؤْمِنِينَ إِيمَانًا أَحْسَنُهُمْ خُلُقًا»