Ny irak'Allah (S.A.W) no olona malala-tànana indrindra, ary tena hita ny fahalalan-tànany indrindra amin'ny Ramadany rehefa nihaona taminy i Jibril
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Àbbàs (R.A) niteny manao hoe :
Ny irak'Allah (S.A.W) no olona malala-tànana indrindra, ary tena hita ny fahalalan-tànany indrindra amin'ny Ramadany rehefa nihaona taminy i Jibril, ary nihaona taminy isaky ny alin'ny Ramadany ka nampianatra azy ny Kor'any, fa ny irak'Allah (S.A.W) mizara fahasoavana kokoa noho ny rivotra mitsoka.
كَانَ رَسُولُ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ أَجْوَدَ النَّاسِ، وَكَانَ أَجْوَدُ مَا يَكُونُ فِي رَمَضَانَ حِينَ يَلْقَاهُ جِبْرِيلُ، وَكَانَ يَلْقَاهُ فِي كُلِّ لَيْلَةٍ مِنْ رَمَضَانَ فَيُدَارِسُهُ القُرْآنَ، فَلَرَسُولُ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ أَجْوَدُ بِالخَيْرِ مِنَ الرِّيحِ المُرْسَلَةِ.
Ny Mpaminany (S.A.W) no nalala-tànana indrindra, ary tena nataony im-betsaka izany tamin'ny volana Ramadany, satria nanome izay tokony omeny tamin'izay tokony hahazo azy, ary ny antony mahatonga fahalalahan-tànany miampy betsaka dia noho ny antony roa : Ny voalohany : ny fihaonany amin’i Jibril (A.S). Ny faharoa hafa : ny fianarana ny Kor'any, dia ny famakina azy am-po. Ampianarin'i Jibril (A.S) azy daholo izay rehetra nidina ao amin'ny Kor'any, ary ny Mpaminany (S.A.W) no malala-tànana kokoa sy be fanomezana ary mpanao soa indrindra, ary haingana kokoa ny irak'Allah manasoa ny zavaboary mihoatry ny rivotra tsara izay alefan’Allah miaraka amin’ny ranonorana sy ny famindram-po.
Fanazavana ny fahalalahan-tànan'ny Mpaminany (S.A.W) sy ny fitiavany manampy ny hafa, indrindra amin'ny Ramadany, satria io no volana fankatoavana sy vanim-potoanan'ny asa soa.
Famporisihana amin'ny fahalan-tànana amin'ny fotoana rehetra, ary tsara ny mampitombo izany mandritra ny volana Ramadany.
Fampitomboana ny famoahana, ny fanomezana, ny fiantrana ary ny famakiana ny Kor'any mandritra ny volana Ramadany.
Iray amin'ireo antony hitahirizana ny fahalalana ny fifimpianarana izany miaraka amin'ireo mpianatra sy manam-pahaizana.
Sahìh Al-Bokhari (1/ 8) (6).
Sahìh Moslim (4/ 1803) (2308).
Ny Fanampiny (8)
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (5/ 275).
نزهة المتقين شرح رياض الصالحين.
مجموعة من الباحثين (2/ 870).
بهجة الناظرين.
لسليم الهلالي (2/ 364).
كنوز رياض الصالحين.
لمجموعة من الباحثين.
Cited in books
9 BooksNy Fanampiny (9)
- أسئلة وأجوبة عن شهر رمضان للصغار، ولا يستغني عنها الكبار«كَانَ رَسُولُ اللهِ صلى الله عليه وسلم أَجْوَدَ النَّاسِ، وَكَانَ أَجْوَدُ مَا يَكُونُ فِي رَمَضَانَ حِينَ يَلْقَاهُ جِبْرِيلُ، وَكَانَ يَلْقَاهُ فِي كُلِّ لَيْلَةٍ مِنْ رَمَضَانَ، فَيُدَارِسُهُ الْقُرْآنَ، فَلَرَسُولُ اللهِ صلى الله عليه
- أسئلة وأجوبة عن شهر رمضان للصغار، ولا يستغني عنها الكبار«أَجْوَدُ مَا يَكُونُ فِي رَمَضَانَ حِينَ يَلْقَاهُ جِبْرِيلُ، وَكَانَ يَلْقَاهُ فِي كُلِّ لَيْلَةٍ مِنْ رَمَضَانَ، فَيُدَارِسُهُ الْقُرْآنَ»
- تطبيق القرآن والأذكارسنن الصيام (كان رسول الله - صَلَّى اللَّهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ - أجود الناس بالخير، وكان أجود ما يكون في رمضان حين يلقاه جبريل، وكان جبريل يلقاه في كل ليلة من رمضان، فيدارسه القرآن، فلرسول الله - صَلَّى اللَّهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ - حين يلقاه جبريل أجود
- سنن الصيام - من كتاب الفقه الميسرسنن الصيام(كان رسول الله - صَلَّى اللَّهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ - أجود الناس بالخير، وكان أجود ما يكون في رمضان حين يلقاه جبريل، وكان جبريل يلقاه في كل ليلة من رمضان، فيدارسه القرآن، فلرسول الله - صَلَّى اللَّهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ - حين يلقاه جبريل أجود
- مشروع منهاج زادكزادك 2 طالب نهائي«كَانَ رَسُولُ اللهِ صلى الله عليه وسلم أَجْوَدَ النَّاسِ، وَكَانَ أَجْوَدُ مَا يَكُونُ فِي رَمَضَانَ حِينَ يَلْقَاهُ جِبْرِيلُ»
- مشروع منهاج زادكزادك 2 طالب نهائي«كَانَ جِبْرِيلُ يَلْقَاهُ فِي كُلِّ لَيْلَةٍ مِنْ رَمَضَانَ فَيُدَارِسُهُ القُرْآنَ»
- نبراس طالب (3)نبراس طالب 3«كَانَ جِبْرِيلُ يَلْقَاهُ فِي كُلِّ لَيْلَةٍ مِنْ رَمَضَانَ فَيُدَارِسُهُ القُرْآنَ»
- نبراس طالب (3)نبراس طالب 3«كَانَ رَسُولُ اللهِ صلى الله عليه وسلم أَجْوَدَ النَّاسِ، وَكَانَ أَجْوَدُ مَا يَكُونُ فِي رَمَضَانَ حِينَ يَلْقَاهُ جِبْرِيلُ»
- نصوص مختارة للرمضانكَانَ رَسُولُ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ أَجْوَدَ النَّاسِ، وَكَانَ أَجْوَدُ مَا يَكُونُ فِي رَمَضَانَ حِينَ يَلْقَاهُ جِبْرِيلُ