"Tsy lavina ny Doan eo anelanelan'ny Azan sy ny iqamah."
Tatitra azo avy tamin'i Anas Ibn Malik (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Tsy lavina ny Doan eo anelanelan'ny Azan sy ny iqamah."
«الدُّعَاءُ لاَ يُرَدُّ بَيْنَ الأَذَانِ وَالإِقَامَةِ».
Nanazava ny hasin'ny Doan eo anelanelan'ny Azan sy ny iqamah i Mpaminany (S.A.W), satria izy io dia tsy holavina ary hovaliana, koa mivavaha amin'I Allah momba izany.
Ny hasin'io fotoana io dia ny Doan.
Raha mifikitra amin’ny fitalahoana ny mpivavaka, ka mikasa ny toerana misy azy sy ny fotoany tsara, manalavitra ny tsy fankatoavana an’I Allah, miaro ny tenany amin’ny fisalasalana sy ny tsy fitokisana, ary manana finoana tsara an’I Allah: dia mendrika ny hovaliana izy, raha sitrak’Allah.
Hoy i Al-Manawi momba ny valin'ny Doan : Izany hoe, rehefa avy nanangona ny fepetra sy ny andry ary ny etikety amin'ny fitalahoana, raha tsy hita ny iray amin'izy ireo, dia tsy manan-tsiny afa-tsy ny tenany ihany izy.
Valiny ny fitalahoana : Na ho faingana ho azy ny fitalahoany, na hiala aminy ny ratsy tahaka izany, na ho voavonjy ho azy any ankoatra. Izany dia araka ny fahendren’I Allah sy ny famindram-pony.
Sonan At-Tirmizì (1/ 253) (212).
Sonan Abo Daòd (1/ 392) (521).
Al-Sonan Al-Kobrà an'i Al-Nasàì (9/ 32) (9812).
Ny Fanampiny (10)
الثمر المستطاب في فقه السنة والكتاب.
الألباني (1/ 200).
توضيح الأحكام شرح بلوغ المرام.
لعبد الله البسام (1/ 548).
منحة العلام في شرح بلوغ المرام.
لعبد الله الفوزان (2/ 309).
فتح ذي الجلال والإكرام شرح بلوغ المرام.
لابن عثيمين (1/ 486).
سبل السلام.
لمحمد الصنعاني (2/ 707).
Cited in books
5 BooksNy Fanampiny (5)
- الذكر والدعاء والعلاج بالرقي من الكتاب والسنة"الدعاء لا يرد بين الأذان والإقامة فادعوا" .
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 5«الدُّعَاءُ لا يُردُّ بينَ الأذَانِ والإقَامَة».
- مشروع المنهج التعليميمادة الفقه مستوى 2«الدُّعَاءُ لَا يُرَدُّ بَيْنَ الأَذَانِ وَالإِقَامَةِ».
- مشروع المنهج التعليميمادة الفقه مستوى 2«الدُّعَاءُ لَا يُرَدُّ بَيْنَ الأَذَانِ وَالإِقَامَةِ».
- مشروع المنهج التعليميمادة الفقه مستوى 2«الدُّعَاءُ لَا يُرَدُّ بَيْنَ الأَذَانِ وَالإِقَامَةِ».