"Iray Aminareo ve mitia rehefa miverina any amin'ny ankohonany dia hahazo Rameva lehibe ary matavy?
Tatitra azo avy tamin'i Abou Horairah (R.A), fa Niteny ilay Irakan' i Tompo Allah (S.A.W) hoe :
"Iray Aminareo ve mitia rehefa miverina any amin'ny ankohonany dia hahazo Rameva lehibe ary matavy?", Namaly Izahay hoe : Eny, Dia Niteny Izy nanao hoe : "Ny andininy telo izay vakin'iray aminareo ao anatin'ny fivavahana Soalat dia tsara lavitra mihoatra ny Rameva lehibe sy matavy".
«أَيُحِبُّ أَحَدُكُمْ إِذَا رَجَعَ إِلَى أَهْلِهِ أَنْ يَجِدَ فِيهِ ثَلَاثَ خَلِفَاتٍ عِظَامٍ سِمَانٍ؟» قُلْنَا: نَعَمْ. قَالَ: «فَثَلَاثُ آيَاتٍ يَقْرَأُ بِهِنَّ أَحَدُكُمْ فِي صَلَاتِهِ خَيْرٌ لَهُ مِنْ ثَلَاثِ خَلِفَاتٍ عِظَامٍ سِمَانٍ».
Manazava i Mpaminany (S.A.W) fa ny valisoa azo avy amin'ny famakina ny andininy Telo ao anatin'ny fivavahana Soalat; dia tsara lavitra mihoatra ny fahazoan'Olona Rameva lehibe matavy no sady mitondra vohoka ao an-tranony,
...:
Fanazavana ny fahasoavana manoloana ny famakiana ny Boky masina KOROANY mandritra ny vavaka Soalat.
Ny asa soa dia tsara sy maharitra kokoa noho ny fananana harena lehibe eto an-tany izay mbola ho rava.
Izany fahasoavana izany dia noferana ho amin'ny famakiana andininy telo ihany; fa rehefa mitombo ny famakian'ny Mpivavaka iray ao anatin'ny fivavahana izay ataony dia mitombo ihany koa ny valisoany amin'ny isan'ny Rameva.
Sahìh Moslim (1/ 552) (802).
Ny Fanampiny (4)
إكمال المعلم (3/172).
الإفصاح عن معاني الصِّحاح (8/65).
فتح المنعم شرح صحيح مسلم (3/620).
البحر المحيط الثجاج (16/343).
Cited in books
2 BooksNy Fanampiny (2)
- الذكر والدعاء والعلاج بالرقي من الكتاب والسنة"أيحب أحدكم إذا رجع إلى أهله أن يجد فيه ثلاث خَلِفَاتٍ عِظامٍ سمانٍ؟ " قلنا نعم.
- المنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح - المعتمدالمنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح“أيحب أحدكم إذا رجع إلى أهله أن يجد فيه ثلاث خلفات عظام سمان؟” قلنا: نعم، قال: “فثلاث آيات يقرأ بهن أحدكم في صلاته، خير له من ثلاث خلفات عظام سمان”.