“Tsy hiditra ao amin’ny Paradisa izay mpitondra resaka mampiady. ”
Tatitra azo avy tmin'i Hozhaifa (R.A) niteny : Izaho nandre an'ny Mpaminany (S.A.W) niteny hoe :
“Tsy hiditra ao amin’ny Paradisa izay mpitondra resaka mampiady. ”
«لَا يَدْخُلُ الْجَنَّةَ قَتَّاتٌ».
Milaza i Mpaminany (S.A.W) ka manazava Amintsika fa ny mpifosafosa iray izay mampita teny eo amin’ny samy Olona amin’ny fikasana hanao fikorontanana sy hady eo amin’ny samy izy ireo dia mendrika amin'izany Olona izany ny ho sazina ka ny sazy sahaza Azy dia ny tsy fampidirana Azy ao amin’ny Paradisa.
...:
Fahotana lehibe ny Fifosana sy mampiady ny Olona.
Fandrarana ny Fifosana; Noho ny fisiany hady sy fikorontanana ary fahavoazana maro aterakany eo amin’ny tsirairay sy ny vondrona hafa ihany koa.
Sahìh Al-Bokhari (8/ 17) (6056).
Sahìh Moslim (1/ 101) (105).
Ny Fanampiny (8)
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (6/ 145).
فتح ذي الجلال والإكرام شرح بلوغ المرام.
لابن عثيمين (6/ 401).
توضيح الأحكام من بلوغ المرام.
للبسام (7/ 452).
منحة العلام في شرح بلوغ المرام.
لعبد الله الفوزان (10/ 273).