Skip to content

“Tsy misy zavatra mavesatra indrindra eo amin'ny mizanan’ny mpino amin’ny andro farany mihoatry ny toetra tsara, ary halan’i Allah ny vetaveta sy tsy fahamendrehana”.

Tatitra azo avy tamin'i Abou Darda (R.A), niteny ny Mpaminany (S.A.W) :

“Tsy misy zavatra mavesatra indrindra eo amin'ny mizanan’ny mpino amin’ny andro farany mihoatry ny toetra tsara, ary halan’i Allah ny vetaveta sy tsy fahamendrehana”.

«مَا شَيْءٌ أَثْقَلُ فِي مِيزَانِ الْمُؤْمِنِ يَوْمَ القِيَامَةِ مِنْ خُلُقٍ حَسَنٍ، وَإِنَّ اللَّهَ لَيُبْغِضُ الفَاحِشَ البَذِيءَ».

Notantarain'I Abo Daòd sy Tirmizì
Mari-pototra
Ny fanazavana

Manambara ny Mpaminany (S.A.W) fa ny asa sy ny teny mavesatra indrindra amin'ny mizanan'ny mpino amin'ny andro farany dia ny toetra tsara, izany dia ny fanehoana tarehy tsara, fampitsarahana ny ratsy ary ny fiezahana amin'ny fanaovana asa soa. Halan’i Allah Ilay Tsitoha ny manao ratsy amin'ny asany sy teniny, ary ny fahavetavetana avoakan'ny lelany.

ireo dikan-teny

...:

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

Ny maha zava-dehibe ny amin'ny fananana toetra tsara; Satria manome ny tompony ny fitiavana an’I Allah sy ny fitiavan’ireo mpanompony, ary izany no zava-dehibe indrindra ho lanjaina amin’ny andro farany.

Loharano iverenana

Sonan Abo Daòd (7/ 177) (4799).

Sonan At-Tirmizì (3/ 535) (2002).

Ny Fanampiny (10)

توضيح الأحكام من بلوغ المرام.

لعبد الله البسام (7/ 487).

منحة العلام شرح بلوغ المرام.

لعبد الله الفوزان (10/ 264).

بهجة الناظرين شرح رياض الصالحين.

لسليم الهلالي (1/ 673).

تطريز رياض الصالحين.

لفيصل آل مبارك (ص410).

نزهة المتقين شرح رياض الصالحين.

مجموعة من الباحثين (1/ 526).