“Tsy hisy hiditra amin’ny afo izay mivavaka maraina alohan’ny fiposahan’ny masoandro na sy ny hariva mialohan'ny filentehan’ny masoandro.”
Tatitra azo avy tamin'i Abo Zohair Omarat Ibn Roaya (R.A) niteny : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“Tsy hisy hiditra amin’ny afo izay mivavaka maraina alohan’ny fiposahan’ny masoandro na sy ny hariva mialohan'ny filentehan’ny masoandro.”
«لَنْ يَلِجَ النَّارَ أَحَدٌ صَلَّى قَبْلَ طُلُوعِ الشَّمْسِ وَقَبْلَ غُرُوبِهَا»
Mampahafantatra ny irak'Allah (S.A.W) hoe : Tsy misy olona manao ny swalat amin'ny maraina sy ny tolakandro ary manohy izany, dia tsy hiditra amin'ny helo. Nosinganiny manokana ireo swalat roa ireo; Satria ireo no mavesatra indrindra amin'ny swalat, ary satria ny maraina dia ao anatin'ny torimaso sy ny tsirony, ary ny tolak'andro dia be atao amin'ny asa sy varotra isan'andro, ary izay mitazona ireo swalat roa ireo na dia eo aza ny fahasahiranana dia hihazona ny swalat sisa.
Ny hatsaran'ny soalat maraina sy tolak'andro, noho izany dia tsy maintsy tazonina.
Izay manatanteraka ireo soalat ireo dia matetika tsy misy hakamoana sy fisehosehoana ary tia fanompoana.
Sahìh Moslim (1/ 440) (634).
Cited in books
4 BooksNy Fanampiny (4)
- الأربعون في تعظيم قدر الصلاةالأربعون في تعظيم قدر الصلاة «لَنْ يَلِـــجَ ([18])النَّارَ أَحَـــدٌ صَــلَّى قَبْلَ طُلُوعِ الشَّمْسِ، وَقَبْلَ غُرُوبِهَـا».
- الخطب المنبريةموسوعة الخطب المنبرية (القسم الثالث)«لَنْ يَلِجَ النَّارَ أَحَدٌ صَلَّى قَبْلَ طُلُوعِ الشَّمْسِ وَقَبْلَ غُرُوبِهَا».
- المنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح - المعتمدالمنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح“لن يَلِجَ النارَ أحدٌ صلى قبل طلوع الشمس، وقبل غروبها”
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 5«لَنْ يَلجَ النَّارَ أَحَدٌ صلَّىٰ قَبْلَ طُلوعِ الشَّمْسِ وَقَبْلَ غُرُوبِهَا» يَعْني الفَجْرَ وَالعَصْرَ.