Skip to content

"I Al-Hasan sy Al-Hossein no lehiben'ny tanora ao amin'ny Paradisa."

Tatitra azo avy amin'i Abo Said Al-Khodri (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.W.A) manao hoe :

"I Al-Hasan sy Al-Hossein no lehiben'ny tanora ao amin'ny Paradisa."

«الحَسَن والحُسَيْن سَيِّدا شَباب أهْل الجنة».

Notantarain'i Al-Tirmizì sy Ahmad
Mari-pototra
Ny fanazavana

Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa ny zafikeliny roa lahy, Al-Hassan sy Al-Hossein, zanak'i Ali bin Abi Talib sy Fatima, zanakavavin'ny Mpaminany (S.A.W), Izy roa no lehiben'ireo olona rehetra maty fony mbola tanora ary miditra ao amin’ny Paradisa amim-pahamendrehana, na izy ireo no lehiben’ny tanora ao amin'ny Paradisa, afa-tsy ny mpaminany sy ireo mpandimby azy ireo tamin'ny fitondrana.

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

Misy voninahitra mazava tsara ho an'i Al-Hasan sy Al-Hossein (R.A).

Nolazaina amin'ny dikan'ny hadith : fa tamin'ny fotoan'ny hadith dia izy roa no lehiben'ny tanora amin'izao fotoana izao, na tsara kokoa noho ireo izay ao aminy izay tsy misy porofo amin'ny ankapobeny, toy ny mpaminany sy ny kalifa, na izy roa no lehiben'ireo izay lazaina fa tanora sy ny fahatanorany toy ny hareza, ny fahalalahan-tanana ary ny herim-po, ary tsy misy filazana izany amin'ny taonan'ny fahatanorana; Satria maty antitra i Al-Hassan sy Al-Hossein.

Loharano iverenana

Sonan At-Tirmizì (6/ 113) (3768).

Mosnad Ahmad (17/ 31) (10999).

Ny Fanampiny (6)

حاشية السندي على سنن ابن ماجه.

محمد بن عبد الهادي التتوي (1/ 56).

تحفة الأحوذي بشرح جامع الترمذي.

محمد المباركفوري (10/ 178).

المصباح المنير في غريب الشرح الكبير.

لأحمد الفيومي (1/ 294).