"Ny fitenenana Soubohànalloàhi, wale-hamdou Lillàhy, walà ilàha illal-làhoU, wallàho Akbaro, dia tiako lavitra mihoatrany andro niposahan'ny masoandro".
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A) : Niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Ny fitenenana Soubohànalloàhi, wale-hamdou Lillàhy, walà ilàha illal-làhoU, wallàho Akbaro, dia tiako lavitra mihoatrany andro niposahan'ny masoandro".
«لَأَنْ أَقُولَ: سُبْحَانَ اللهِ، وَالْحَمْدُ لِلهِ، وَلَا إِلَهَ إِلَّا اللهُ، وَاللهُ أَكْبَرُ، أَحَبُّ إِلَيَّ مِمَّا طَلَعَتْ عَلَيْهِ الشَّمْسُ».
Nilaza ny Mpaminany (S.A.W) fa ny tonombavaka fahatsiarovana an'Allah amin'ireto teny lehibe ireto dia tsara lavitra noho izao tontolo izao sy izay rehetra eo aminy, ary ireto manaraka ireto izany : "Soubhànallàhi" : Fanandratana sy fankalavirana Tompo Allah amin'ny tsy fahampina. "Alhamdo Lillàhy " : Dera noho ny toetrany tonga lafatra miaraka amin’ny fitiavana sy ny fanomezam-boninahitra Azy. "Là ilàha illal-Loàhou" : Tsy misy Tompo mendrika Tompoina am-pahamarinana afa-tsy i Allah. " Allah Akbaro" : izay midika hoe : “Lehibe Allah”: Lehibe sy ambony noho ny zavatra rehetra.
...:
Mamporisika amin'ny fahatsiarovana an’Allah, ary tian’Allah mihoatra noho izay rehetra niposahan’ny masoandro ny fahatsiarovana azy.
Famporisihana hanao Zikri betsaka; Noho ny valisoa sy ny fahamendrehany.
Kely ny fahafinaretan’izao tontolo izao ary mandalo ny rendrarendrany.
Sahìh Moslim (4/ 2072) (2695).
Ny Fanampiny (8)
بهجة الناظرين شرح رياض الصالحين.
لسليم الهلالي (2/ 496).
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (5/ 485).
نزهة المتقين شرح رياض الصالحين.
لمصطفى الخِن وغيره (2/ 970).
تطريز رياض الصالحين.
لفيصل آل المبارك (ص772).
Cited in books
5 BooksNy Fanampiny (5)
- الذكر والدعاء والعلاج بالرقي من الكتاب والسنة"لأن أقول سبحان الله، والحمد لله، ولا إله إلا الله، والله أكبر أحب إلي مما طلعت عليه الشمس ."
- المنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح - المعتمدالمنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح“لأن أقول (سبحان الله، والحمد لله، ولا إله إلا الله، والله أكبر) أحبّ إليّ مما طلعت عليه الشمس”.
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلمأَحَبُّ إِلَيَّ مِمَّا طَلَعَتْ عَلَيْهِ الشَّمسُ»[303].
- رسالة في الأذكار1«لَأَنْ أَقُولَ: سُبْحَانَ اللهِ، وَالحَمْدُ لِلهِ، وَلَا إِلَهَ إِلَّا اللهُ، وَاللهُ أَكْبَرُ؛ أَحَبُّ إِلَيَّ مِمَّا طَلَعَتْ عَلَيْهِ الشَّمْسُ».
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 7«لأن أقولَ: سُبْحَانَ اللهِ، والحمدُ للهِ، ولا إلهَ إلَّا اللهُ، واللهُ أكبرُ، أحبُّ إليَّ مما طلَعَتْ عليه الشَّمسُ».