"Ny tsara indrindra aminareo dia izay mianatra ny CORAN sy mampianatra izany amin'ny hafa".
Tatitra azo avy amin'i Outhman (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Ny tsara indrindra aminareo dia izay mianatra ny CORAN sy mampianatra izany amin'ny hafa".
«خَيْرُكُمْ مَنْ تَعَلَّمَ الْقُرْآنَ وَعَلَّمَهُ».
Milaza amintsika ny Mpaminany (S.A.W) fa ny silamo tsara indrindra sy ambony indrindra eo imason'Allah dia : ireo izay mianatra ny CORAN, amin'ny famakiana azy, amin'ny fitadidiana, amin'ny famakiana tsotra, manara-dalàna ary amin'ny fandikana. ary mampianatra ny hafa ny fahalalan'ny CORAN izay ananany ary fampiharana azy.
Fanazavana momba ny voninahitry ny CORAN ary io no teny tsara indrindra; Satria tenin’Allah izany.
Ny mpianatra tsara indrindra dia ireo izay mampianatra ny hafa, fa tsy ireo izay mametra ny fahalalana ho an'ny tenany ihany.
Ny fianarana sy fampianarana ny CORAN dia ahitana ny famakina, ny dikany ary ireo lalàna mamehy azy.
Sahìh Al-Bokhari (6/ 192) (5027).
Ny Fanampiny (8)
فتح الباري شرح صحيح البخاري.
لابن حجر العسقلاني (1/ 374).
بهجة الناظرين شرح رياض الصالحين.
لسليم الهلالي (2/ 226).
نزهة المتقين شرح رياض الصالحين.
لمصطفى الخن وغيره (1/ 740).
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (4/ 638).
Cited in books
14 BooksNy Fanampiny (14)
- الذكر والدعاء والعلاج بالرقي من الكتاب والسنة"خيركم مَنْ تعلّم القرآن وعلمه "
- المناهج التعليمية - الصف السادسالمناهج الدراسية - الحديث - الصف السادس - الفصل الأول «خَيْرُكُمْ مَنْ تَعَلَّمَ الْقُرْآنَ وَعَلَّمَهُ»
- المنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح - المعتمدالمنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح“خيركم من تعلم القرآن وعلمه”.
- النفحات المكية في تفسير كتاب رب البريةالصفحات الأولى والمقدمة«خَيْرُكُمْ مَنْ تَعَلَّمَ الْقُرْآنَ وَعَلَّمَهُ» [1]،
- تحفة الأخيار تحفة الأخيار (ببيان جملة نافعة مما ورد في الكتاب والسنة من الأدعية والأذكار)«خَيْرُكُمْ مَنْ تَعَلَّمَ القُرْآنَ وَعَلَّمَهُ» [3].
- دين الإسلام تعرضه نصوص القرآن وسنة خير الأنامعرض دين الإسلام بالأدلة النقلية(خيركم من تعلم القرآن وعلمه)[21]
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 5«خيرُكُمْ مَنْ تَعَلَّمَ القرآنَ وعَلَّمَهُ».
- مجالس تدارس القرآن للمبتدئين (سورة الفاتحة وقصار المفصّل)1«خَيْرُكُمْ مَنْ تَعَلَّمَ القُرْآنَ وَعَلَّمَهُ»([44]).
- مشروع منهاج زادكزادك 1 طالب«خَيْرُكُمْ مَنْ تَعَلَّمَ القُرْآنَ وَعَلَّمَه»
- مشروع منهاج زادكزادك 1 طالب«خَيْرُكُمْ مَنْ تَعَلَّمَ القُرْآنَ و................».
- مشروع منهاج زادكزادك 3 طالب نهائي«خَيْرُكُمْ مَنْ تَعَلَّمَ القُرْآنَ وَعَلَّمَهُ»
- نبراس طالب (1)1«خَيْرُكُمْ مَنْ تَعَلَّمَ القُرْآنَ وَعَلَّمَهُ»
- نبراس طالب (1)1«خَيْرُكُمْ مَنْ تَعَلَّمَ القُرْآنَ وَعَلَّمَهُ»
- نبراس طالب (3)نبراس طالب 3«خَيْرُكُمْ مَنْ تَعَلَّمَ القُرْآنَ وَعَلَّمَه»