“ Na iza na iza miaro ny voninahitry ny Rahalahiny, dia hiaro ny Afo amin’ny Tavany i Tompo Allah amin’ny andro ny fitsanganana amin’ny maty ”.
Tatitra azo avy tamin'i Bou Darda'i (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“ Na iza na iza miaro ny voninahitry ny Rahalahiny, dia hiaro ny Afo amin’ny Tavany i Tompo Allah amin’ny andro ny fitsanganana amin’ny maty ”.
«مَنْ رَدَّ عَنْ عِرْضِ أَخِيهِ رَدَّ اللهُ عَنْ وَجْهِهِ النَّارَ يَوْمَ الْقِيَامَةِ».
Manazava sy milaza Amintsika i Mpaminany (S.A.W) fa na iza na iza ambaratonga ny Olona mitsangana ka miaro ny voninahitry ny Rahalahiny Isilamo rehefa sendra tsy eo Izy amin'ny fisakanana Azy tsy hanakiana na hanevateva Azy dia hosoron'i Tompo Allah, ny sazy amin'ny Andro fitsanganana amin'ny maty.
عِرْضِ أَخِيهِ: العرض هو ما يُمْدَح به الإنسان أو يذم.
Fandrarana ny fitenenana mombamomba ny voninahitry ny Mpino silamo.
Ny valisoa dia mitovy tantana amin’ny Asa izay natao, fa izay miaro ny voninahitry ny Rahalahiny, dia hiaro azy amin’ny helo i Tompo Allah.
Ny finoana Isilam dia fivavahan'ny firahalahiana sy fanohanana eo amin'ny samy vahoakany.
Sonan At-Tirmizì (3/ 488) (1931).
Mosnad Ahmad (45/ 528) (27543).
Ny Fanampiny (8)
توضيح الأحكام من بلوغ المرام.
للبسام (7/ 499).
منحة العلام في شرح بلوغ المرام.
لعبد الله الفوزان (10/ 349).
فتح ذي الجلال والإكرام.
لابن عثيمين (6/ 437).
سبل السلام بشرح بلوغ المرام.
للصنعاني (2/ 692).
Cited in books
3 BooksNy Fanampiny (3)
- المنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح - المعتمدالمنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح“مَن ردّ عن عرض أخيه ردّ الله عن وجهه النار يوم القيامة”.
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 7«مَنْ ردَّ عَن عِرْضِ أخيه ردَّ اللهُ عَن وجْهِهِ النَّارَ يَوْمَ القِيامَة».
- محرمات استهان بها كثير من الناسمن رد عن عرض أخيه رد الله عن وجهه النار يوم القيامة