"Tsy ilay manolotra fanomezana no atao hoe mpanohy ny fihavanana, fa ny tena mpanohy fihavanana dia ilay miezaka manohy izany raha sendra misy fahatapan'ilay fihavanana".
Tatitra azo avy amin'i Abdollahi Ibn Amro (R.A), fa niteny i Mpaminany (S.A.W) ka nanao hoe :
"Tsy ilay manolotra fanomezana no atao hoe mpanohy ny fihavanana, fa ny tena mpanohy fihavanana dia ilay miezaka manohy izany raha sendra misy fahatapan'ilay fihavanana".
«لَيْسَ الْوَاصِلُ بِالْمُكَافِئِ، وَلَكِنِ الْوَاصِلُ الَّذِي إِذَا قُطِعَتْ رَحِمُهُ وَصَلَهَا».
Manambara izany i Mpaminany (S.A.W) ka manao hoe : Ny olona tonga lafatra amin'ny fifandraisan'ny havan-tiana sy ny fanaovan-tsoa amin'ny havana dia tsy izay mamaly soa amin'ny soa natao azy, Raha ny marina, ny tena lavorary amin’ny fifandraisan’ny mpihavana dia izay, raha tapaka ny fihavanana dia mampifandray izany izy, na dia mampijaly azy aza ireo dia maneho ny hatsaram-panahy amin’izy ireo izy.
المكافئ: الذي يكافئهم على صلتهم له، إن وصلوه وصلهم وإن قطعوه قطعهم.
وصلها: برها وأحسن إليها.
Ny fifandraisana ara-pianakaviana manan-kery ara-dalàna dia ny fanohizanao fihavanana tamin'ireo izay nanapaka anao tamin'izy ireo, ary mamela heloka izay nanao ratsy taminao, ary manome izay nandrara anao, fa tsy fifandraisana amin'ny fifanandrifian-javatra sy famaliana ny soa.
Ny fitandroana ny fifamatorana ara-pihavanana dia amin’ny alàlan’ny fampitana harena betsaka araka izay azo atao, ny fangatahana zava-tsoa, ny famporisina ny tsara sy ny fandrarana ny ratsy sy ny toy izany ary ny fanosehana ny ratsy araka izay azo atao amin’izy ireny.
Sahìh Al-Bokhari (8/ 6) (5991).
Ny Fanampiny (8)
منار القاري شرح مختصر صحيح البخاري.
لحمزة محمد قاسم (5/ 242).
بهجة الناظرين.
لسليم الهلالي (1/ 397).
نزهة المتقين.
لمصطفى الخن وغيره (1/ 311).
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (3/ 190).
Cited in books
6 BooksNy Fanampiny (6)
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 2«لَيْسَ الْوَاصِلُ بالمكافئِ، وَلكِنَّ الوَاصِلَ الَّذِي إذَا قَطَعَتْ رَحِمُهُ وَصَلَهَا».
- قاموس الكبائر موسوعة الكبائر - المجموعة الأولى«لَيْسَ الوَاصِلُ بِالْمُكَافِئِ، وَلَكِنَّ الوَاصِلَ الَّذِي إِذَا قُطِعَتْ رَحِمُهُ وَصَلَهَا» [137].
- قاموس الكبائر«لَيْسَ الوَاصِلُ بِالْمُكَافِئِ، وَلَكِنَّ الوَاصِلَ الَّذِي إِذَا قُطِعَتْ رَحِمُهُ وَصَلَهَا» [137].
- مجموعة زاد التربية الإسلامية (1)، والسيرة النبوبة (1)، والعقيدة (1)، والفقه (1)التربية الأسلامية 1«ليْس الواصِلُ بِالْمُكافِئ، ولكِنِ الواصِلُ الّذِي إِذا قُطِعتْ رحِمُهُ وصلها»
- مجموعة زاد الحديث(2)1«ليس الواصِلُ بالمكافِئ، ولكن الواصل الذي إذا قُطِعت رَحِمُهُ وَصَلَها»
- نبراس طالب (1)1«لَيْسَ الوَاصِلُ بِالْمُكَافِئِ، وَلَكِنِ الوَاصِلُ الَّذِي إِذَا قُطِعَتْ رَحِمُهُ وَصَلَهَا»