“ Teny roa maivana amin’ny lela, nefany tena mavesa-danja eo amin’ny mizana (vato-fandajana), ary tian’Ilay Be famindrampo
Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
“ Teny roa maivana amin’ny lela, nefany tena mavesa-danja eo amin’ny mizana (vato-fandajana), ary tian’Ilay Be famindrampo: (Sobohànalloàhy wa Bihamdihÿ Sobohànalloahil- Andhìmo) Voninahitra anie ho an’i Tompo Allah Lehibe, Voninahitra ho an’i Tompo Allah ary ho Azy ny Dera ”.
«كَلِمَتَانِ خَفِيفَتَانِ عَلَى اللِّسَانِ، ثَقِيلَتَانِ فِي الْمِيزَانِ، حَبِيبَتَانِ إِلَى الرَّحْمَنِ: سُبْحَانَ اللهِ الْعَظِيمِ، سُبْحَانَ اللهِ وَبِحَمْدِهِ».
Ny Mpaminany (S.A.W) dia nanazava sy Nilaza : ny mombany Teny roa izay lazain'ny Olona iray eo amin'ny fiainany ka tsy misy fahasarotana na amin'ny toe-javatra rehetra misy sy mandalo, ary manana valisoa lehibe izy ireo eo amin'ny mizana, ary ny Tompon-tsika, be famindram-po, Avo Indrindra. , Tia azy ireo : (Sobohànalloàhy wa Bihamdihÿ Sobohànalloahil- Andhìmo); Noho ny zavatra nampidirin’izy ireo tamin’ny filazalazana an’i Tompo Allah ho lehibe sy lavorary, ary ny fahadiovany amin’ny lesoka, Sambatra sy Avo Indrindra.
.....:
Ny fahatsiarovana tena lehibe indrindra dia ny (Zikry) dia ny fampiarahana ny fisandratan’i Tompo Allah sy ny fiderana Azy.
Fanazavana ny halehiben’ny famindram-pon’i Allah amin’ireo Mpanompony dia mamaly valisoa lehibe ho azy ireo Izy amin’ny Asa kely izay vitan'izy ireo.
Sahìh Al-Bokhari (8/ 86) (6406).
Sahìh Moslim (4/ 2072) (2694).
Ny Fanampiny (4)
منحة العلام في شرح بلوغ المرام.
لعبد الله الفوزان (10/ 480).
فتح ذي الجلال والإكرام بشرح بلوغ المرام.
لابن عثيمين (6/ 519).
Cited in books
6 BooksNy Fanampiny (6)
- الذكر والدعاء والعلاج بالرقي من الكتاب والسنة"كلمتان خفيفتان على اللسان، ثقيلتان في الميزان، حبيبتان إلى الرحمن: سبحان الله وبحمده سبحان الله العظيم"
- الله -جل جلاله- أنيس المحبين وملاذ القاصدين«كَلِمَتَانِ خَفِيفَتَانِ عَلَى اللِّسَانِ، ثَقِيلَتَانِ فِي المِيزَانِ، حَبِيبَتَانِ إِلَى الرَّحْمَنِ: سُبْحَانَ اللهِ وَبِحَمْدِهِ، سُبْحَانَ اللهِ العَظِيمِ»
- الله -جل جلاله- أنيس المحبين وملاذ القاصدين«كَلِمَتَانِ خَفِيفَتَانِ عَلَى اللِّسَانِ، ثَقِيلَتَانِ فِي المِيزَانِ، حَبِيبَتَانِ إِلَى الرَّحْمَن: سُبْحَانَ اللهِ وَبِحَمْدِهِ، سُبْحَانَ اللهِ العَظِيمِ»
- المنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح - المعتمدالمنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح“ كلمتان خفيفتان على اللسان، ثقيلتان في الميزان، حبيبتان إلى الرحمن: (سبحان الله وبحمده، سبحان الله العظيم)”.
- تحفة الأخيار تحفة الأخيار (ببيان جملة نافعة مما ورد في الكتاب والسنة من الأدعية والأذكار)«كَلِمَتَانِ خَفِيفَتَانِ عَلَى اللِّسَانِ، ثَقِيلَتَانِ فِي الْمِيزَانِ، حَبِيبَتَانِ إِلَى الرَّحْمَنِ: سُبْحَانَ اللَّهِ وَبِحَمْدِهِ، سُبْحَانَ اللَّهِ الْعَظِيمِ» [16].
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلم«كَلِمَتَانِ خَفِيفَتَانِ عَلَى اللِّسَانِ، ثَقِيلَتَانِ فِي المِيزَانِ، حَبِيبَتَانِ إِلَى الرَّحْمَنِ: