Ny Mpaminany (S.A.W) dia niteny teo anelanelan'ny fiankohofana roa : "Rabbighfirli Rabbighfirli - Tompoko ô!, Mamelà ahy, Tompoko ô!, Mamelà ahy."
Tatitra azo avy tamin'i Hozaifa (R.A) :
Ny Mpaminany (S.A.W) dia niteny teo anelanelan'ny fiankohofana roa : "Rabbighfirli Rabbighfirli - Tompoko ô!, Mamelà ahy, Tompoko ô!, Mamelà ahy."
أَنَّ النَّبِيَّ صَلَّى اللَّهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ كَانَ يَقُولُ بَيْنَ السَّجْدَتَيْنِ: «رَبِّ اغْفِرْ لِي، رَبِّ اغْفِرْ لِي».
Ny Mpaminany (S.A.W) dia niteny teo anelanelan'ny fiankohofana roa : "Rabbighfirli Rabbighfirli - Tompoko ô!, Mamelà ahy, Tompoko ô!, Mamelà ahy." Ary naverimberiny izany. Ny dikan’ny hoe “Rabbighfirli" -Tompo ô! Mamelà ahy- dia ny fangatahan'ny mpanompo iray amin'ny Tompony mba hamela sy hanafina ny heloka vitany.
...:
Ny maha-ara-dalàna an'io Doan eo anelanelan'ny fiankohofana roa amin'ny soalat tsy maintsy atao sy ny an-tsitrapo.
Tsara ny mamerina ilay teny hoe : Tompo ô! Mamelà ahy, ary tsy maintsy miteny izany indray mandeha farafahakeliny.
Sonan Abo Daòd (2/ 154) (874).
Sonan An-Nasàì (2/ 231) (1145).
Sonan Ibn Màjah (2/ 64) (897).
Mosnad Ahmad (38/ 392) (23375).
Ny Fanampiny (1)
نيل الأوطار (2/ 305).
Cited in books
6 BooksNy Fanampiny (6)
- الذكر والدعاء والعلاج بالرقي من الكتاب والسنة"رب اغفر لي، ربِّ اغفر لي".
- تطبيق القرآن والأذكارأذكار الصلاة((رَبِّ اغْفِرْ لِي، رَبِّ اغْفِرْ لِي))[72].
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلم«رَبِّ اغْفِرْ لِي، رَبِّ اغْفِرْ لِي»[72].
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلمرَبِّ اغْفِرْ لِي، رَبِّ اغْفِرْ لِي
- رسالة في الأذكار1«رَبِّ اغْفِرْ لِي، رَبِّ اغْفِرْ لِي».
- مجموعة زاد السيرة النبوية (2)1أَنَّ النَّبيَّ صلى الله عليه وسلم كانَ يَلْبَسُ خاتَمَهُ في يَمِينِهِ.