Skip to content

“ Tsy misy mendri-kaja kokoa eo amin’i Tompo Allah ilay avo Tsitoha mihoatra noho ny Fangatahana Douan.

Tatitra azo avy tamin'i Abou Houraira (R.A), niteny i Mpaminany (S.A.W) manao hoe :

“ Tsy misy mendri-kaja kokoa eo amin’i Tompo Allah ilay avo Tsitoha mihoatra noho ny Fangatahana Douan.

«لَيْسَ شَيْءٌ أَكْرَمَ عَلَى اللهِ تَعَالَى مِنَ الدُّعَاءِ».

Notantarain'i al-Tirmizì sy Ibn Màjah ary Ahmad
Tsara
Ny fanazavana

Nanazava ka Nilaza i Mpaminany (S.A.W) fa tsy misy zavatra tsara kokoa eo imason’i Tompo Allah mihoatra noho ny Fangatahana sy fitalahoana miambany amin'ny alalan'ny Fangatahana. Satria mirakitra ny fanekena ny haren’i Tompo Allah ilay avo Tsitoha, ary ny fanekena ny tsy fahafahan’ny Mpanompo sy ny tsy fahampian’ny eo amin’ny Tenany izany.

ireo dikan-teny

...:

Anisany tombotsoa azo avy amin'ny Hadith

Ny hasin'ny Fangatahana sy ny vonahiny, ary izay miantso ka mangataka amin'i Tompo Allah dia efa manome voninahitra Azy sy manaiky fa Mpanan-karena Izy, ary voninahitra lehibe ho Azy izany, ary ny mahantra tsy angatahina, ary tena Mandre tokoa Izy, ka ny marenina tsy angatahana, Malala-tanana Izy, ka ny mahihitra tsy angatahina, ary Mpamindra fo Izy, ny mahery fo tsy angatahina, ary Mahery Izy, ka ny tsy manan-kery tsy angatahina, ary akaiky tokoa Izy , ka ny lavitra tsy angatahana. , ary Izany no iray amin’ireo Toetran’ny fahalehibiazana sy ny hakanton’i Tompo Allah ilay avo Tsitoha.

Loharano iverenana

Sonan At-Tirmizì (5/ 385) (3370).

Sonan Ibn Màjah (5/ 6) (3829).

Mosnad Ahmad (14/ 360) (8748).

Ny Fanampiny (8)

توضيح الأحكام من بلوغ المرام.

للبسام (7/ 546).

منحة العلام في شرح بلوغ المرام.

لعبد الله الفوزان (10/ 416).

فتح ذي الجلال والإكرام.

لابن عثيمين (6/ 481).

سبل السلام بشرح بلوغ المرام.

للصنعاني (2/ 707).