"Allah ô, mangataka aminao aho mba hahita soa eto an-tany sy ny any ankoatra
Tatitra azo avy tamin'i Ibn Omar (R.A) niteny manao hoe :
I Mpaminany (S.A.W) dia tsy mbola namela ireto Doan ireto isaky ny hariva sy ny maraina : "Allah ô, mangataka aminao aho mba hahita soa eto an-tany sy ny any ankoatra, Allah ô! Mangataka famelan-keloka sy fiadanan-tsaina aminao aho amin’ny finoako, ny tontoloko, ny fianakaviako, ary ny harenako, Allah ô, sarono ny kilemako – na : ary arovy ny zava-fahotako, Allah ô, arovy ny eo anoloako sy ny any aoriako, any ankavanako sy ny ankaviako, ary any amboniko ary mangaraka fiarovana aho mba tsy ho vonoina avy ambaniko".
لَمْ يَكُنْ رَسُولُ اللَّهِ صَلَّى اللهُ عَلَيْهِ وَسَلَّمَ يَدَعُ هَؤُلَاءِ الدَّعَوَاتِ، حِينَ يُمْسِي وَحِينَ يُصْبِحُ: «اللَّهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ الْعَافِيَةَ فِي الدُّنْيَا وَالْآخِرَةِ، اللَّهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ الْعَفْوَ وَالْعَافِيَةَ فِي دِينِي وَدُنْيَايَ وَأَهْلِي وَمَالِي، اللَّهُمَّ اسْتُرْ عَوْرَتِي -أَو: عَوْرَاتِي- وَآمِنْ رَوْعَاتِي، اللَّهُمَّ احْفَظْنِي مِنْ بَيْنِ يَدَيَّ، وَمِنْ خَلْفِي، وَعَنْ يَمِينِي، وَعَنْ شِمَالِي، وَمِنْ فَوْقِي، وَأَعُوذُ بِعَظَمَتِكَ أَنْ أُغْتَالَ مِنْ تَحْتِي».
Tsy nandao ireto Doan ireto i Mpaminany rehefa tratry ny hariva sy ny maraina : (Allah ô, mangataka Aminao aho, ny fahasalamana), sy ny fiarovana amin’ny aretina, ny fahoriana, ny fahasahiranana eo an-tany, ary ny faniriana ara-pinoana sy ny fakam-panahy (eto an-tany sy ny any ankoatra), na ankehitriny na ho avy. (Allah ô, mangataka famelan-keloka Aminao aho) sy ny famafana ny ota sy ny famelana azy, (ary ny fahasalamana) ary ny fiarovana amin’ny kilema, (amin’ny finoako) amin’ny fanompoan-tsampy, ny forona ary ny tsy fahotana, (ary ny fiainako eto an-tany) toy ny fahorina, loza sy faharatsiana, (sy ny fianakaviako) ny vadiko, ny zanako sy ny havako, (sy ny harenako), ny volako ary ny asako. (Allah ô, sarony ny henatro) sy ny kilemako, ny fahadisoako, ary ny tsy fahafahako, ary diovy ny fahotako, (ary arovy ny famirapirako), ny tebiteby sy ny tahotro. (Allah ô, arovy aho) ary arovy amin’ny loza sy ny fahoriana aho, (eo anoloako, ato aoriako, avy eo ankavanako, ankavia, ary avy any ambony) nangataka izy mba hiarovan'I Allah azy amin’ny lafiny rehetra; Satria ny loza sy ny faharatsiana dia mihatra amin'ny olona iray avy amin'ny iray amin'ireo làlana ireo. (Ary mitady fiarovana amin'ny fahalehibiazanao mba ho vonoina) ka ho voasambotra tampoka, ary tsy ho ringana amin'ny tsy ampoizina (avy ambaniko) ka maty amin'ny faharendrehana.
Fifikirana amin'ireo teny ireo, maka tahaka ny irak'Allah (S.A.W).
Toy ny nasaina mangataka amin’I Allah izay hahasoa ny finoany ny olona iray, dia asaina mangataka izany koa izy eto amin’ity tontolo eto an-tany ity.
Hoy i Al-Tibi : Mandrakotra ny làlana enina izy io. Satria ny loza dia avy amin'izy ireo, ary nanitatra teo amin'ny ilany ambany izy noho ny tsy ho azon'ny loza amin'izany.
Tsara ny famakina tonombavaka amin'ny maraina : manomboka amin'ny maraina ka hatramin'ny fiposahan'ny masoandro amin'ny fiandohan'ny andro, ary aorian'ny vavaka Asri ka hatramin'ny filentehan'ny masoandro, ary raha namaky izany izy aorian’ny mitataovovonana, dia ampy izany sy hahazo valisoa, ary raha namaky izany izy aorian’ny filentehan’ny masoandro dia ampy izany ary hahazo valisoa, fa ireo no fotoana famakina ny tonombavaka.
Ireo porofo milaza fa ny famakina ny tonombavaka manana fotoana manokana amin'ny alina, toy ny famakiana ny andininy roa farany ao amin'ny Sorate Al-Bakarah, satria izany dia mitranga amin'ny alina aorian'ny filentehan'ny masoandro.
Sonan Abo Daòd (7/ 408) (5074).
Sonan An-Nasàì (8/ 282) (5529).
Sonan Ibn Màjah (5/ 37) (3871).
Mosnad Ahmad (8/ 403) (4785).
Ny Fanampiny (8)
توضيح الأحكام من بلوغ المرام.
لعبد الله البسام (7/ 565).
منحة العلام في شرح بلوغ المرام.
لعبد الله الفوزان (10/ 441).
فتح ذي الجلال والإكرام.
لابن عثيمين (6/ 491).
سبل السلام بشرح بلوغ المرام.
لمحمد الصنعاني (2/ 711).
Cited in books
11 BooksNy Fanampiny (11)
- أدعية جامعةاللَّهمَّ إني أسألُكَ العَافِيَةَ في الدنيا والآخِرةِ.
- أدعية جامعةأدعية جامعة (للحرمين)24. «اللَّهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ الْعَافِيَةَ فِي الدُّنْيَا وَالْآخِرَةِ».
- الدعاء ويليه العلاج بالرقى من الكتاب والسنةالدعاء من الكتاب والسنة71- «اللَّهُمَّ إنِّي أسْألُكَ الْعَافِيَةَ فِي الدُّنْيَا وَالآخِرَةِ»[33].
- الذكر والدعاء والعلاج بالرقي من الكتاب والسنة"اللهم إني أسألك العافية في الدنيا والآخرة، اللهم إني أسألك العفو والعافية في دِيني، ودنياي، وأهلي ومالي، اللهم استر عوراتي وآمن روعاتي، اللهم احفظني من بين يدي، ومن خلفي، وعن يميني، وعن شمالي ومن فوقي وأعوذ بعظمتك أن أُغتال من تحتي".
- المختصر في آداب السفر وصفة الحج والعمرة وآداب الزيارة والأدعية الجامعة مع ملحق بالفتاوى والمخالفات4- أدعية جامعة (للحرمين)«اللَّهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ الْعَافِيَةَ فِي الدُّنْيَا وَالْآخِرَةِ».
- تحفة الأخيار تحفة الأخيار (ببيان جملة نافعة مما ورد في الكتاب والسنة من الأدعية والأذكار)«اللَّهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ الْعَافِيَةَ فِي الدُّنْيَا وَالآْخِرَةِ، اللَّهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ الْعَفْوَ وَالْعَافِيَةَ فِي دِينِي وَدُنْيَايَ وَأَهْلِي وَمَالِي، اللَّهُمَّ اسْتُرْ عَوْرَاتِي وَآمِنْ رَوْعَاتِي، اللَّهُمَّ احْفَظْنِي
- تطبيق القرآن والأذكارأذكار الصباح والمساء((اللَّهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ الْعَفْوَ وَالْعَافِيَةَ فِي الدُّنْيَا وَالآخِرَةِ، اللَّهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ الْعَفْوَ وَالْعَافِيَةَ: فِي دِينِي وَدُنْيَايَ وَأَهْلِي، وَمَالِي، اللَّهُمَّ اسْتُرْ عَوْرَاتِي، وَآمِنْ رَوْعَاتِي، اللَّه
- تطبيق القرآن والأذكارأدعية النبي صلى الله عليه وسلم 71- ((اللَّهُمَّ إنِّي أسْألُكَ الْعَافِيَةَ فِي الدُّنْيَا وَالآخِرَةِ))[85].
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلم«اللَّهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ العَفْوَ وَالعَافِيَةَ فِي الدُّنْيَا وَالآخِرَةِ، اللَّهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ العَفْوَ وَالعَافِيَةَ: فِي دِينِي وَدُنْيَايَ وَأَهْلِي، وَمَالِي، اللَّهُمَّ اسْتُرْ عَوْرَاتِي، وَآمِنْ رَوْعَاتِي، اللَّهُمَّ
- حصن المسلم من أذكار الكتاب والسنةحصن المسلماللَّهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ العَفْوَ وَالعَافِيَةَ فِي الدُّنْيَا وَالآخِرَةِ، اللَّهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ العَفْوَ وَالعَافِيَةَ: فِي دِينِي وَدُنْيَايَ وَأَهْلِي، وَمَالِي، اللَّهُمَّ اسْتُرْ عَوْرَاتِي، وَآمِنْ رَوْعَاتِي، اللَّهُمَّ ا
- رسالة في الأذكار1«اللَّهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ الْعَافِيَةَ فِي الدُّنْيَا وَالْآخِرَةِ، اللَّهُمَّ إِنِّي أَسْأَلُكَ الْعَفْوَ وَالْعَافِيَةَ فِي دِينِي وَدُنْيَايَ وَأَهْلِي وَمَالِي، اللَّهُمَّ اسْتُرْ عَوْرَاتِي، وَآمِنْ رَوْعَاتِي، اللَّهُمَّ احْفَظْنِ