"Allah dia hamindra fo amin'izay olona miantra rehefa mivarotra, na mividy, na mitrosa."
Tatitra azo avy amin'i JABIR (R.A), fa niteny i mpaminany (S.A.W) ilay Iraka mahafatokin'ny Tompo Allah ka nanao hoe :
"Allah dia hamindra fo amin'izay olona miantra rehefa mivarotra, na mividy, na mitrosa."
«رَحِمَ اللهُ رَجُلًا سَمْحًا إِذَا بَاعَ، وَإِذَا اشْتَرَى، وَإِذَا اقْتَضَى».
Nangataka famindram-po ho an'izay mora sy malala-tanana eo amin'ny fivarotana i Mpaminany (S.A.W). Tsy manaikitra loatra amin'ny vidin'ny entana eo amin'ny mpividy ary maneho ny hatsaram-panahy. Tsotra sy malala-tanana rehefa mividy; ary tsy manambany sy mampihena ny sandan’ny entana Izy, Tsotra sy malefaka raha mitaky ny handoa ny trosany izy; tsy manery ny ory sy ny mahantra izy, fa mangataka aminy amim-pahalemem-panahy ary mamindra fo amin'ny mahantra.
...:
Iray amin'ireo tanjon'ny lalàna islamika ny hitazona izay mahasoa ny fifandraisan'ny olona.
Famporisihana ny fampiasana ny fitondran-tena ambony amin'ny fifampiraharahana eo amin'ny olona, toy ny fividianana sy fivarotana, sy izay mitovy amin'izany.
Sahìh Al-Bokhari (3/ 57) (2076).
Ny Fanampiny (7)
نزهة المتقين (2/ 944).
كنوز رياض الصالحين.
لمجموعة من الباحثين (16/ 386).
منار القاري.
لحمزة محمد قاسم (3/ 258).
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (5/ 405).
Cited in books
4 BooksNy Fanampiny (4)
- المنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح - المعتمدالمنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح“رحم الله رجلا سمحا إذا باع، وإذا اشترى، وإذا اقتضى”.
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 6«رَحمَ اللهُ رَجُلاً سَمْحاً إذَا باع، وإذا اشْتَرَىٰ، وإذَا اقْتَضَىٰ».
- مجموعة زاد التربية الإسلامية (3)، والسيرة النبوية (3)التربية الإٍسلامية -3- «رَحِمَ اﷲُ رَجُلًا سَمْحًا إِذَا بَاعَ، وَإِذَا اشْتَرَى، وَإِذَا اقْتَضَى»
- نبراس طالب (1)1«رَحِمَ اللهُ رَجُلًا سَمْحًا إِذَا بَاعَ، وَإِذَا اشْتَرَى، وَإِذَا اقْتَضَى»