Skip to content
665 Hadiths

Encyclopedia of Prophetic Hadiths

Filter results

6 of 665 cards

Clear filters

Narrator

Show all narrators (95)
أبو موسى الأشعري6 النعمان بن بشير5 ‌ابن عباس3 أبو مسعود3 جرير بن عبد الله3 حذيفة3 سهل بن سعد3 عبادة بن الصامت3 عمر بن الخطاب3 أبو أيوب الأنصاري2 أبو بكرة2 أبو قتادة2 أبو هريرة قال2 ‌أبي هريرة2 أسامة بن زيد2 ‌عائشة2 عبد الله بن عمرو بن العاص2 عقبة بن عامر2 علي2 عمر2 عمران بن حصين2 أبو أيوب1 أبو بردة الأنصاري1 أبو بردة بن أبي موسى1 أبو بشير الأنصاري1 أبو حازم بن دينار1 أبو حازم قال1 أبو حمزة أنس بن مالك1 أبو ذر1 أبو سعيد الخدري وعن أبي هريرة1 أبو شريح1 أبو طلحة1 أبو عبد الرحمن عبد الله بن عمر بن الخطاب1 أبو عبد الله النعمان بن بشير1 أبو عبس عبد الرحمن بن جبر1 أبو مسعود عقبة بن عمرو الأنصاري البدري1 أبو هريرة عبد الرحمن بن صخر1 ‌أبي قتادة السلمي1 أبيه أبي موسى الأشعري1 أبيه قال1 أسماء بنت أبي بكر1 البراء1 البراء بن عازب1 الحسن قال1 المغيرة1 المغيرة بن شعبة1 المقداد بن عمرو الكندي1 أم المؤمنين أم عبد الله عائشة1 أم عطية1 أمير المؤمنين أبي حفص عمر بن الخطاب1 ‌أنس بن مالك1 بريدة بن الحصيب1 جبير بن مطعم1 حارثة بن وهب الخزاعي1 حكيم بن حزام1 خولة الأنصارية1 زيد بن ثابت1 زيد بن خالد1 زيد بن خالد الجهني1 زينب بنت جحش1 سليمان بن صرد1 شداد بن أوس1 صفوان بن محرز قال1 طلحة بن عبيد الله1 عائشة وعبد الله بن عباس1 عبادة1 عبد الرحمن بن أبي ليلى قال1 ‌عبد الله بن زيد1 عبد الله بن مالك ابن بحينة1 عبد الله بن مغفل1 عثمان1 عدي بن حاتم1 عمار بن ياسر1 عمر بن أبي سلمة1 عمرو بن سليم الأنصاري قال1 عمرو بن عامر عن ‌أنس بن مالك قال1 ‌قتادة رحمه الله قال1 مالك بن أوس بن الحدثان أنه قال1 ‌محمود بن لبيد1 معاذ بن جبل1 معاوية1 معقل بن يسار المزني1 ميمونة أم المؤمنين1 ‌وراد كاتب المغيرة بن شعبة قال1 يحيى بن عمارة المازني قال1
"Izay mitam-piadiana hamely anay dia tsy namanay."
Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim
" Raha marary na mandeha lavitra ny Mpanompo iray, dia ho soratana ho azy ny valisoa mitovy amin'izay nataony fony izy teo an-tanàna sy Izy salama tsara ".
Mari-pototra Notantarain’i Bokhari
"Izay nanao vavaka amin'ny fotoana mangatsiatsiaka roa dia miditra amin'ny Paradisa".
Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim
"Mifikira amin'ity boky masina coran ity ianareo, izaho mianiana amin'ilay mitazona ny fofon'ain'i Mouhammad eo am-pelatànany fa izy io dia mora mivaha mihoatra ny rameva amin'ny tadiny ".
Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim
Tonga aho niaraka tamin'ny fianakaviana Asha'ari tany amin'ny irak'Allah (S.A.W) nangataka rameva hotengenana, dia niteny ny Mpaminany (S.A.W) hoe : Mianiana amin'I Allah aho fa tsy hahavita hanome rameva hitaingenanareo". Nijanona elaela teo izahay dia nandefasany rameva telo, ka rehefa lasa izahay dia niteny ny iray taminay hoe : Tsy ho soavin'I Allah isika, satria tonga tamin'ny irak'Allah (S.A.W) nangataka rameva hotengenana nefa nianiana izy fa tsy hanome atsika nefa mbola nanome ihany. Dia hoy i Abo Mossa : Niverina izahay tamin'ny Mpaminany (S.A.W) ary nolazainay taminy io resaka io, dia hoy izy : Tsy izaho no nanome anareo fa Allah no nandefa izany, tena miniana amin'I Allah aho - raha sitrany - mianiana amin'ny fianianako aho ka mahita tsara noho izany, afa-tsy tanterahiko ny onitran'ny fianianako, ary izay tsara kokoa"
Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim
“Ny mpino mamaky ny kor'any dia tahaka ny voankazo Otroja, ny fofony dia manitra ary ny tsirony dia mamy, ary ny mpino tsy mamaky ny kor'any dia toy ny atrendry, tsy misy fofona fa ny tsirony dia mamy, ary ny mpihatsaravelatsihy mamaky ny kor'any dia toy ny rayhana, ny fofony dia tsara fa ny tsirony mangidy, ary ny ny mpihatsaravelatsihy tsy mamaky ny kor'any dia toy Hanzwalat, tsy misy fofona ary mangidy ny tsirony."
Mari-pototra Notantarain’i Bokhari sy Moslim