“Raha manoaka ny anankiray aminareo, dia aoka hanapina ny vavany ny tànany, satria ny satana dia hiditra ao.”
Tatitra azo avy amin'i Abo Said Al-Khodri (R.A) : Niteny ny Mpaminany (S.W.A) manao hoe :
“Raha manoaka ny anankiray aminareo, dia aoka hanapina ny vavany ny tànany, satria ny satana dia hiditra ao.”
«إِذَا تَثَاءَبَ أَحَدُكُمْ فَلْيُمْسِكْ بِيَدِهِ عَلَى فِيهِ، فَإِنَّ الشَّيْطَانَ يَدْخُلُ».
Nanome toromarika i Mpaminany (S.A.W) ho an'izay manoaka nanokatra ny vavany noho ny hakamoana na ny fahafenoana sy ny toy izany, dia hametraka ny tànany amin’ny vavany sy ny fanakatonana azy; Izany satria i Satana no miditra ao raha avelany misokatra, ka ny toeran’ny tànana no manakana azy tsy hiditra.
Raha te hanoaka ny olona iray dia tsy maintsy feheziny araka izay azony atao izany, amin’ny fitazonana ny vavany, amin’ny fitazonana izany mba tsy hisokatra, raha tsy azony atao ny mitana ny vavany mikatona, dia tokony hametraka ny tànany eo amin’ny vavany, ka manarona ny vavany ilay tànany.
Ny fanarahana ny fahalalam_pomba islamika amin'ny tranga rehetra; Satria io no lohatenin'ny fahafenoana sy ny fitondran-tena.
Fitandremana amin’izay rehetra mety ho fidiran’i Satana ao anatin’ny olombelona.
Sahìh Moslim (4/ 2293) (2995).
Ny Fanampiny (8)
بهجة الناظرين شرح رياض الصالحين.
لسليم الهلالي (2/ 151).
شرح رياض الصالحين.
لابن عثيمين (4/ 436).
تطريز رياض الصالحين.
لفيصل آل مبارك (ص529).
نزهة المتقين شرح رياض الصالحين.
مجموعة من الباحثين (1/ 679).
Cited in books
3 BooksNy Fanampiny (3)
- تحفة الأخيار تحفة الأخيار (ببيان جملة نافعة مما ورد في الكتاب والسنة من الأدعية والأذكار)«إِذَا تَثَاءَبَ أَحَدُكُمْ، فَلْيُمْسِكْ بِيَدِهِ عَلَى فِيهِ، فَإِنَّ الشَّيْطَانَ يَدْخُلُ» [96]
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 5«إذَا تَثَاءَبَ أحَدُكُمْ فلْيُمْسكْ بيَدِه عَلَىٰ فيهِ، فإنَّ الشَّيْطانَ يَدْخُلُ».
- مجموعة زاد التربية الإسلامية (3)، والسيرة النبوية (3)التربية الإٍسلامية -3- «إِذَا تَثَاءَبَ أَحَدُكُمْ، فَلْيُمْسِكْ بِيَدِهِ عَلَى فِيهِ، فَإِنَّ الشَّيْطَانَ يَدْخُلُ»