"Maty antoka, maty antoka, maty antoka", nanontany izy ireo hoe : "Iza izany ry Irak'I Allah?", Namaly izy hoe : "Izay nahatratra ny ray aman-dreniny antitra, na iray na izy roa nefa tsy niditra amin'ny Paradisa".
Tatitra avy tamin'i Abo Horaira (R.A), Niteny ny Mpaminany (S.A.W) manao hoe :
"Maty antoka, maty antoka, maty antoka", nanontany izy ireo hoe : "Iza izany ry Irak'I Allah?", Namaly izy hoe : "Izay nahatratra ny ray aman-dreniny antitra, na iray na izy roa nefa tsy niditra amin'ny Paradisa".
«رَغِمَ أَنْفُ، ثُمَّ رَغِمَ أَنْفُ، ثُمَّ رَغِمَ أَنْفُ»، قِيلَ: مَنْ؟ يَا رَسُولَ اللهِ قَالَ: «مَنْ أَدْرَكَ أَبَوَيْهِ عِنْدَ الْكِبَرِ، أَحَدَهُمَا أَوْ كِلَيْهِمَا فَلَمْ يَدْخُلِ الْجَنَّةَ».
Nangataka fahafaham-baraka sy faty antoka mandram-pametrahany ny orony eny amin'ny tany - naveriny in-telo -ny Mpaminany (S.A.W) dia nanontany ireo mpanara_diany hoe : Iza ny olona nangatahanao ratsy io ry irak'i Allah". Dia namaly ny Mpaminany (S.A.W) hoe : izay nahatratra ny ray aman-dreniny antitra - iray amin'izy ireo na izy roa - ka tsy nahavita nampiditra azy tao amin'ny Paradisa; satria tsy nanao soa sy tsy nanaja azy roa.
Voadidy ny fanajana ny ray aman-dreny ary izy io dia isan'ireo antony mampiditra ao amin'ny Paradisa, indrindra amin'ny fahanteran'izy roa sy faharefoany.
Ny tsy fanajana ny ray aman-dreny dia isan'ny fahotana lehibe.
Sahìh Moslim (4/ 1978) (2551).
(16/ 108).
Ny Fanampiny (7)
بهجة الناظرين.
لسليم الهلالي (1/ 394).
نزهة المتقين.
لمجموعة من الباحثين (1/ 308).
فيض القدير شرح الجامع الصغير.
زين الدين المناوي (4/ 34).
شرح النووي على مسلم.
Cited in books
2 BooksNy Fanampiny (2)
- المنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح - المعتمدالمنتقى من المتجر الرابح في ثواب العمل الصالح“رغم أنف، ثم رغم أنف، ثم رغم أنف”، قيل: من يا رسول الله؟ قال: “من أدرك أبويه عند الكبر، أحدهما أو كليهما فلم يدخل الجنة”.
- رياض الصالحينرياض الصالحين مع فوائد وهدايات - 2«رَغِمَ أَنْفُ، ثُمَّ رَغِمَ أَنْفُ، ثُمَّ رَغِمَ أَنْفُ مَنْ أَدْرَكَ أبَوَيْهِ عِنْدَ الْكِبَرِ، أحَدَهُمَا أوْ كِلَيْهِما، فَلَمْ يَدْخُلِ الجَنَّةَ».