Skip to content
665 Hadiths

Encyclopedia of Prophetic Hadiths

Filter results

3 of 665 cards

Clear filters
Filter
Pick a property to filter by
الفئة المستهدفة1
حجم المحتوى3
التخريج المتعدد1
حجم المحتوى: متوسط

Narrated in

Nisy lehilahy iray nanontany an' ilay irak'Allah (S.A.W), ka niteny Izy manao hoe : " Hitanao, raha toa ka manatanteraka an'ireo fanompoam-pivavahana Soalat izay voadidy Amiko Aho, ary manatanteraka ihany koa ny fifadian-kanina amin'ny volana Ramadany, ary nanaja tsara ny ara-dalàna izany hoe : (ireo zavatra HALAL) sy nisitaka avokoa an'ireo zava-boarara izany hoe : (ireo zavatra HARAM), ka tsy manampy amin'izany intsony, Moa ve ahazo an-jara hiditra ao amin'ny Paradisa ny Tenako?, Namaly azy i Mpaminany (S.A.W) manao hoe : " Eny", Nilaza izy no sady nanao fianiana amin'ny Tompo Allah fa hoe : Tena marina aho fa tsy hanampy mihoatra izany intsony.
Mari-pototra Notantaraiin'i Moslim
التصنيف الشرعيوجوب الصلاة وفضلها وحكم تاركها، وجوب الصيام وحكم تاركه، الإسلامموضوعات الحديثالصوم الواجب، تعظيم شعائر الله وحرماته، سعة فضل الله عز وجل، التقوى، مكانة الصلاة وفضلهامحاور التعريف بالإسلامأركان الإسلام
Nisy lehilahy iray nanao ouzò ka namela toerana mitovy amin'ny hoho teo amin’ny tongony, Nahita azy ny Mpaminany (S.A.W) dia niteny hoe : “Miverena ary manaova fidiovana (ouzò) tsara.” Niverina nanao ozò izy avy eo dia nanao soalat.
Marina miaraka amin'ny porofo hafa Notantaraiin'i Moslim
التصنيف الشرعيأركان الوضوء، صفة الوضوءموضوعات الحديثأحكام الوضوء
“Rehefa miditra ny tranony ny olona iray ka manonona ny anaran’Allah eo am-pidirana sy eo am-pihinanana, dia holazain’i Satana hoe : Tsy manana toerana hatoriana ianareo na hisakafoanana ny alina. Fa raha niditra ny trano ka tsy nanonona ny anaran'Allah, dia hoy i Satana : “Afaka matory ato ianaeo mandritry ny alina, ary raha tsy nanonona ny anaran’Allah teo am-pisakafoana izy, dia hoy satana : “Afaka matory ato ianareo ary afaka misakafo hariva”.
Mari-pototra Notantaraiin'i Moslim
التصنيف الشرعيآداب الأكل والشرب، هدي النبي صلى الله عليه وسلم في الذكر، فوائد ذكر الله عز وجل، أذكار الدخول والخروج من المنزلموضوعات الحديثالذِّكْر، أذكار الليل، آداب الأكل والشرب